Malala a! D'Yem

preview_player
Показать описание
Manarapenitra baina an!!
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

aza mba variana mihaino fotsiny ry bandy fa misy hafatra fonosiny nge zany hira zani euhhh, dikan'io mba miovah amzey ry zalah fa efa mitaraina ny ankizy ah :)

judi-chael
Автор

Any zay nareo ee, Anja, Dely, Veronique, Ngoma zah amzao ty 2021 zao 18/04/21 19h:22 🤔🤔🤔🤔😜😛

tsarafidydominique
Автор

Misy itovizany be @ ity (Falling Slowly - Glen Hansard and Marketa Irglova (Once))

tinaandrianarivony
Автор

Tiko raha mba ny ankiziko no manolotra anah an zany hira zany hiii

veloniainatafitarakotovaon
Автор

Misy tsy mahazo ny hevitry ny Cover mihintsy ...Mahagaga...à nos jours!Cover tsy halatra...

masinoro
Автор

Milay akia !!! TSY zao mihitsy no atao hoe "Plagiat"

hasimbolaniainarobson
Автор

plagiat io hira io. instrumental an'ilay hira Falling slowly fotsiny no nalainy. Anisan'ny mpanakanto tena tiako Glen ilay tompon'ilay hira ka dia tena tezitra aho naheno ity hira foza ity. Tsy mahay afatsy mangalatra ve zany ny gasy? Kivy aho

sawyercloud