ANDAO HIFAMERINA - D'yem Group - Abonnez-Vous

preview_player
Показать описание
Tsara sy samy manana ny hanitra hoazy na ny teo aloha na ity iray ity, mijereva finaritra tompoko
Manasa anao hatrany hi s'abonner
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Lay tahoha namana no tena tsara !! na izany aza mivoatra be nareo!! big up!!!

e-fandrai
Автор

Tsara ry retoo an 😇 nataonareo dool ny zavatra nangatahanoul oe havaozina n clip s n RAP ary koa oe tendrena lay hira fa tsy instrument ftsn 😊 normale be nefa ah râ iteny oe lay taloha n tiako fa efa nazatra n sofiko fa nefa tsara be nanovainareo anleiz taty arina 😊 bravo be ❤👏🏽

harassarah
Автор

ty version vao2 ity bien mixer kokoa dia nivoka nilay ary hita fa niha nahazo experience koa ianareo! Mlay be
le Rap no somary mitovy be ny flow an lisany mitsam fa efa mety e!

ftrvideos
Автор

Lay voalohany plus authentique. Aleoko lay clip numéro 1

ramibeelonvi
Автор

tena aleoko ilay taloha fa misy ezaka aloha ity e !

samaritain
Автор

Nenah manokana le guitare solo atao @ hypersonic be io tena tsy voako leretsy a, lay nampiasaina t@ voaloham-pitia an'i Chantal iany io. Mba mitadiava soliste mihitsy @ manaraka fa betsaka ny mahhay e. Mirary soa @ tohiny rehetra

diplsound
Автор

'lay taloha no tsar😂😂 nefa le vaovao kou ts ratsy kanh💝

christinajenniferrakotozaf
Автор

Miova fona le clip, ts aleo mamoronana hira hafa ndray ve fa ts io fona

harinirinamirantsoa
Автор

Tsy ao mintsy le friste e kara tsianjery, refrain cava.

glenntojonirina
Автор

Fa aiza nareo e ? miandry izay manaraka.

aroramili
Автор

'lay taloha no mlay,
fa ilay hira reveko fon

herynirina
Автор

Le bandy mi hira no mety amle bandy mi frist io fa tsy mRAP

rasolonjanaharymamitianaja
Автор

Kay ve misy new clip zany ty ee, si non, le voalohany ny tsara na ny son na ny clip l'originalité anle voalohany mlay be daholo

dannytokiniaina
Автор

tena ra izaho manokana, tena vola narina ny nanavaozana anity hira ity na ny vocal na n video satria le voloany aza no simpliste mafinartra ery.. mba marina e

setra
Автор

le gadona mihintsy no ohatran'ny tsy azoko mihintsy!! RAP ve sa POP sa in!? ohatran'ny hirana Sekoly Alahady

vonjydiddi
Автор

ilay teo aloha no hitako tsara raha ampitahaina, tokony tsy navaozina intsony

bboysky
Автор

Tena lay taloha n'y tsara e ! Fa tsara foana ny ataonareo

vatosoasarobidy
Автор

tokony soloina reo bandy reo fa ts izy mits

heryvelonjatovo
Автор

Ilay taloha no matsiro e! le clip sy le version voalohany no tsr

lazasitrakapatrickrakotoar
Автор

Ty sipa am clip ty zan le oe faka vady 😂

bradleyravalison
join shbcf.ru