MEILLEUR AMI - D'yem Group - Abonnez-Vous

preview_player
Показать описание
Fiainan'ny namana iray ka navadika ho diam-penin'i Skual Rakotonirina
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Repose en paix Thierry😪🖤
Cette chanson me rappelle beaucoup mon enfance, ma vie d'adolescente
Tu as deja mis beaucoup de bonne chose frere

naramaintyloko
Автор



La fin me tue à chaque fois. Quand le mec se barre et qu'elle lui court derrière

nwa
Автор

"Otr'zany foana lesy ny fikan'reny fa elah mila mi insiste a" hahaha truth has been spoken

coraliah
Автор

November 2020 j'ecoute encore 😂😂😂😂. Tiko kosa ity hira ty e!

ntsoavina
Автор

Dia rah navelany hisisisisika ao ve elah de mba ety @zany ilay moral @maha kôf boy. Koa rah tsy nandra ko...kkkk...Mlay vazo e.

hasinalefs
Автор

Aiza ee Rehefa Toriteny Mivoaha Kely Vetivetika .... HAHAHAHA N Diabla n Mpanao anzany aaa hahahahaha

andriamparanyfenitra
Автор

Repose en paix j aime Bie cette chanson

RoryAndraina
Автор

za ve no mikarakara de lery no ataonao hinana...hahhahahahaha

herymickaelralaimanantsoa
Автор

mahafinaritra mijery anle scenes iray manontolo 😂 misaotra eh

Mandresy-ukis
Автор

Marina zany fa izy mikarakara de le anakiray minana😂😂

NorosoaEvaRandriarimanana
Автор

Ra itanao ty de anaty tonokira ny afatra

mamitiana
Автор

Surr, e fa mba bandy otrin aona ary no miaraka aminao ty e

andryaandrianantenaina
Автор

Tsy mba mpihaino hiran'ny tanora @zao ah fa ity iray ity aloha tena reveko ô, ts haiko hoe izaho matetika tratran'ny friend zone ve sa ahoana :D

notsimbininamirantomichelr
Автор

am toriteny mo elah no mivoka ko aiza ny ahazaka sipa

hatchiiyu
Автор

Mandria am-piadanana leitsy Ra Thierry a!

nyh.gabriel
Автор

avy any am-piangonana ve dia any @La plage?

hariandrianarivo
Автор

iza kay ny anaran'lay figurente zay

zohasinaandrianjatovo
join shbcf.ru