Niu Raza - Ampy Izay (Pizza Song)

preview_player
Показать описание
A huge thank you to everybody on board!

Find the article about the meaning behind Ampy Izay here!

Follow Niu Raza:

Cajon: Jas Kayser
Guitar: Irena Taib
Keys: RJ Walters
Bas: Stefano Genova
Lead Vocal: Niu Raza

Producer: Niu Raza
Recording engineers: Alex Leiva, Peter Woo
Mixing engineer: Peter Woo

Video Director: by Adam Antenor-Cruz

Lyrics:

Tsy nety taminao ve ny hatsarako
Tsy nety taminao ve lay fitafiako
Nataoko ihany izay nampifaliana anao
Fa zavatra hafa indray no nanintona anao

Indraindray toa manontany tena ihany
Mba inona ary no nitiavako azy?
Lasa adala aho ve sa ny saina no very?
Toa tsy haiko tsy haiko tsy haiko!

Lany fotoany eto aho hieritreritr’azy
Izy efa an’olon-kafa izay ny fony
Ny tena moa tia ka atao ahoana fa marary
Fa ampy izay

Fa ny aminao iny e
Ho ariako toy ny fako
Anaty antsana ianao iny e
Fa Ny aminao iny e
Raha mbola iverina aho angamba
tsy hisy instony iny e

Fa ok’izay tomany
Raha any aminao angamba Tsy ataoko intsony
Fa avelako ianao Hitomany
Amin ny neniny ho tsapanao indray andro any

Mba Tia anao ve izy
Mba hainy ve ny miaino anao
Mba mihomehy ve izy
Mijery ireo adalanao
Mba mataty ve izy
Maheno ireo ditranao
Mba mijanona ve izy
Rehefa tsy mety ny ataonao

Mba Tia anao ve izy
Mba hainy ve ny miaino anao
Mba mihomehy ve izy
Mijery ireo adalanao

Saino ihany
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

tu valorises tellement notre pays... ❤❤❤

sarahlevecque
Автор

[intro ~outro]
Tsy nety taminao ve ny hatsarako
Tsy nety taminao ve lay fitafiako
Nataoko ihany izay hampifaliana anao
Fa zavatra hafa indray no nanintona anao


[verse 1]
Indraindray toa manontany tena ihany
Mba inona ary no nitiavako azy iny?
Lasa adala aho ve sa ny saina no very?
Toa tsy haiko tsy haiko tsy haiko!


Lany fotoana eto aho hieritreritr’azy
Izy efa an’olon-kafa izay ny fony
Ny tena moa tia ka atao ahoana fa marary
Ampy izay ampy izay ampy izay


[Refrain]
Fa ny aminao iny e
Ho ariako toy ny fako
Anaty antsana ianao iny e
Fa Ny aminao iny e
Raha mbola iverina aho angamba
Tsy hisy instony iny e


Fa aok’izay ny tomany
Raha ny aminao angamba Tsy ataoko intsony
Fa avelako ianao Hitomany
Amin'reo nenina ho tsapanao indray andro any


[verse 2]
Mba Tia anao ve izy
Mba hainy ve ny mihaino anao
Mba mihomehy ve izy
Mijery ireo adalanao
Mba matanty ve izy
Maheno ireo ditranao
Mba mijanona ve izy
Rehefa tsy mety ny ataonao


Mba Tia anao ve izy
Mba hainy ve ny mihaino anao
Mba mihomehy ve izy
Mijery ireo adalanao


Saino ihany


[refrain] + [outro]

eliorageorget
Автор

damn, 5 years later, and this song still hits so goood. The rythm, the melody, everything. A real masterpiece

KANTO
Автор

i have no idea of what she saying but i listen to this song more than 10time everyday i just get over it

helaabass
Автор

Am from uganda and my malagasy friends in dubai told me the meaning of this song, its fuckin soul touching, dedication to my current girl

wakeupcafe
Автор

Magnifique !! Raw talent !! And the message is so on point. We are more than enough to make our own happiness. Sucess, happiness and life achievement do not depend on a man. Tohizo fa milay be

anjar.
Автор

Wow! What a beautiful language and such a wonderful voice 😭🙏🏻❤️

kiwi
Автор

Tena mahafinaritra! Nihirainay io hira io tamin'ny "réveillon teo 2022" fa tsara be ny mi-jam amin'io! Misaotra mitondra avo ny fotsy mena maitso!

karendjaozandry
Автор

Je ne comprends pas les dislike.
Tu élève la fierté des Gasy avec ton talent.
Ton timbre est un instrument des plus enchanteresque.
Coeur, corps, et esprit.
Tu as tout d'une grande Artiste
#loVe
#MadagascarEver
26/09/2021 04:33 #France #Sens

sonnyvanstens
Автор

Que hermosa voz!! Me encantó.
Un saludo desde Argentina.

laurasalas
Автор

manandratra ambony ny kanto malagasy fa tohizo fona 😍🇲🇬
that's my girl 💘

dragneelmikealson
Автор

Tsy mety afaka an-doha ilay hira satria tsara be. Mankasitraka ny talentanareo rehetra. Maromarò ny toy izao.

JhonnyRamboasalama
Автор

😱😱😱 tsar b. tafavoak b munts. trop belle voix. henjana. tsra ny Malagasy eee😍😍 le gadona ko to d mandona b.. sur e (y) mlay

annahandria
Автор

I would never tire of this song!!!Mampiakatra avo ny vazo Gasy!!!

rebellebelle
Автор

Sendra nahatazana dia nihaino . Torana kely fa tsara ilay hira. Bravo !!

patricerandrianarisoa
Автор

i dont understand any words ...but what a beautiful melody and voice ...

dannisenchellen
Автор

Tsy mety leo an'ity hira ity mits a😍😍 tsara loatra

ranaivoandriamihaja
Автор

tsy nety taminao ilay hatsarako, fa inona no nitiavako azy...ampy izay!hariako toy ny vato anaty antsana enao.thanks Niew Raza

elisoanoromalala
Автор

Tsara lotra eh! je kiff trop ton zink, sady surpris b za nahita antw fier n Malagasy

harivolafanilorazafimahale
Автор

Niu RAZA mankasitraka tena tsara rôvina enao manao jazz mada merci

johanitomonedaasdebalsaman