MAGE 4 - Ampy Izay

preview_player
Показать описание
"AMPY IZAY" par MAGE 4, Juillet 2018.
Production: IVENCO.
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tononkira🌹
Ampy izay, hifarana hatreo
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifandao tsy hihaona intsony
’Zany izaho sy ianao
ooo~

Eny sitrakao ny nandao
Tsy tazomina ela, mandehana
Fa izaho koa tsy sahazanao
Avelao aho ho toy izao

Fiv: Fa ianao hatramin’izao
No misafidy izay tokony hatao
Ankehitriny ampy izay
Avelao aho!!
Fa raha handeha ianao
Dia soavadia aza miherika intsony
Fa izaho tsy afa-mitana izay tsy tamana

kastellemalaga
Автор

Mbola mihaino sy mankafy foana hatramin'izao. (Août 2024)

hanitriniainahenintsoa
Автор

iza no miheno hatramizao décembre 2019 :)

mandaniaina
Автор

an lah less zah ry ken😢
tokny tsy mba miala less lah

ETHANBIRA
Автор

Nanao fampitahana kely fotsiny e!samy manana ny hanitrany izy m'tsam Toky somary namerina kely ilay mage4 taloha!i Ken tao anatiny tanjany tao anaty groupe koa anefa teto ka somary nahazo vahana kely !Samy faly hatr@ farany e!Ho ela velona ny groupe Mage4.

zotorabenja
Автор

😢😢😢😢 faniry
Sache que t'aimais, je t'aime et je t'aimerai pour toujours.

je te demande pardon. 😢

JoaryAndriantsoa
Автор

Souvenir marina....Tsy afa Mitana izay tsy tamana toute chose à une fin 😭💔💔💔💘💘💘

chanelhoussenaly
Автор

Ampy izay, hifarana hatreo
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifanadao tsy hihaona intsony
’Zany izaho sy ianao

Eny sitrakao ny nandao
Tsy tazomina ela, avela mandeha
Fa izaho hoa tsy sahazanao
Avelao aho ho toy izao

famerenana:

Fa ianao hatramin’izao
No misafidy izay tokony hatao
Ankehitriny ampy izay
Avelao aho!!
Fa raha handeha ianao
Dia soavadia aza miherika intsony
Fa izaho tsy afaka mitana izay tsy tamana

volafaniryrazanakoto
Автор

Tsy mety leo an ty vazo mits zah hatra mzao (Décembre 2019)

razafiarinaivojoelolivier
Автор

tiako henoina foana ty hira ty ee tsy leo mitsy
merci mage 4

bhlfacturation
Автор

Ampy izay, nifarana hatreo
Ilay fitiavan- tsika roa 💔💔

vanessalloret
Автор

mankasitraka bdb mlay fn nreo! respect ho anareo rehetra! dia mba mangataka hira foronina vaovao koa azafady ra mbola misy possibilité amzany; fa raha tsmisy possibilité ntsony dia le "adalam_pitia" iny koa no mba ataov @ manaraka

christianthierrymoatsimana
Автор

Juillet 2024, mbola eto foana mankafia ❤

fenosoaratolojanahary
Автор

Miandry ilay "Tsy hitanao ny aleha" izahay e

randriantsisetraniainafano
Автор

Ao tsara ny son, mandona be mihitsy, mankasitraka anareo rehetra :) !

vanessajob
Автор

Mankasitraka anareo mage 4, tohizo fa milay, tiako be io vazo io

toetrarajoelison
Автор

samby manana ny tsirony samby tsara fa hafa kokoa ny taloha. ilay instrumental tena top.

mialijeryjefferson
Автор

Mbola tsiaro ho an'i Mika fona eeee!!!! mlay be zalah a

rabenjaminasitrakiniainari
Автор

Zah efa tia Mage 4 foana hatramin'izay...tiako daholo na ny taloha na ny vaovao...Mankasitraka eh...d tohizo fa Milay be

desiresambatra
Автор

Chapeau ry zalah, milay tena we milay, mankasitraka less euh,

chelantokindrainy