Niu Raza - Any e (Live From The ALA Sherehe Celebration)

preview_player
Показать описание

Follow Niu Raza:

Directed By Niu Raza
Filmed and Edited by Pierre Martial Essomba
Sound Engineered and Mixed by Miguel Diaz
Produced by African Leadership Academy

Band:
Lead Vocal: Niu Raza
Bass: Sintija Grigorjeva
Keys: Joeal Walden
Cajon: Ivanna Cuesta
Guitar: Miguel Diaz

Any e (Lyrics)

Lasa ianao, Lasa aloha loatra
(You left, gone too soon)
Toa tsy mino Ireo manodidina ahy
(Even the people around me don’t believe it)
Ny vavako nanjary moana
(I am at loss of words)
Nofy ratsy
(t might be just a nightmare)
Izany hoy ny saiko
(Says my head)

Lasa tsy nanao veloma
(You left without saying goodbye)
Dia heverinao fa Mba mety ve izany?
(And you think that was okay?)
Ilay vaovao Tampoka loatra
(The news was out of the blue)
Ny fotoana angamba
(Hopefully with time)
No hampangina ahy
(Maybe I’ll heal)

Hanidina raha mety natao
(I’d fly if that was possible)
Handeha tongotra
(I’d walk )
Raha mety natao
(If that was possible)
Ka mandehana, Tsara tso-drano!
Tohizo ny lalanao, fa any indray izao no mila anao
(So off you go, best wishes!)
(Keep going on your journey, that’s where you are needed now!)

Ity foko mitoreo
(My poor heart)
Nanjary tsy tamana
(Doesn’t feel ok being here)
Ny alahelo am-poko
(The sadness in my heart)
Tsy ho haiko ho fafana
(I don’t know how to erase it)
Fa na dia maniry mafy aza aho
(And even if I wanted so bad)
Ny ho eo anilanao
(To be with you)
Fa izay no lalanan’ny fiainana
(This is the way life is)

Ka mandehana, Tsara tso-drano
Tohizo ny lalanao, fa any indray izao no mila anao
(So off you go, best wishes!)
(Keep going on your journey, that’s where you are needed now!)
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Maty i dada, efa 8 ans zao, fa izaho tsy teo nandevina azy, tsy afaka à 12000 km 😭😭😭😭😭😭😭

TRC
Автор

Any E! This song is beauty in sadness! You such a great songwriter!

itoking__
Автор

Ca doit etre dur de chanter cette chanson 😢 ... Na ny vibes ary ohatrany tomany zany h@ farany ... Bravo Niu ! Tiako ❤

rakotoarimbelolova
Автор

I absolutely this. So raw and vulnerable 🤍 I can feel the emotion. Love love love.

lcaguirre
Автор

Your dad introduced me to your music yesterday you inspire me dear. Love your music 🎵

bridgethelen
Автор

I really appreciate the work that the basist does,

ravakadenissa
Автор

J'aimerais que tu chantes à mon mariage Niu 😍 avec ta voix un chanson d'amour 😍😍!!

jujurazafy
Автор

Ho an’ny zoky malalanay S. lasa aloha loatra, ato amponay mandrakizay

sehuniesooswife
Автор

Tsara be ity hira an'i Ny Ony ity 🙏🥺

manantena
Автор

I have been there.
Sublime song.
#loVe
26/09/2021 05:09 #France

sonnyvanstens
Автор

Hoy i Neny tamiko izay hoe : "hanenina ianao rehefa tsy eo intsony aho" rehefa izaho maditra iny.. efa lasa izy izao... marina ny teniny... :'

tsiori.ravalison
Автор

Princia. I should have told you that I finally got the girl that we like. Androany ndry lasa aloha lotra😢 mafy be akie an marary....

zoraherihasimbola
Автор

Bonjour Niu RAZA à quand un duo avec RAK roots sil vous plait? Merci à vous. C'est super

christianssongcovers
Автор

Good song, even if the lyrics are so sad.

rakotondrazaygabriel
Автор

ito no version tiako indrindra, misaotra ny Mpanakanto, misaotra nanolotra hira tsy mankaleo, Tohizo foana ny Mozika

ramihramih