Mr SAYDA - Vokatry Ny Foko ( Official Vidéo 2021 )

preview_player
Показать описание
Disponible sur toute les plateformes de streaming et de téléchargement

MISIE MILAY distribution 2021
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Le sipa sady manja be no tena mahay manao clip be, ,tena tiko loatra ny fanaovany clip, ,vokatry ny foko, ,tiko loatra, ,merci anareo roa !

sandiediego
Автор

Alefaso Sayda a. Mlay rangah.... koz e. dia tena oe Vokatry ny foKO marina

brhema
Автор

Betsaka mihitsy ekeko ny tsara mihoatra anao
Fa tsy hoe izay manana ny tsara dia manana ohatra anao
Tsy hoe ny hatsaran-tarehy ihany fa ny hatsaram-panahy koa
No tena nitiavako anao iny Izaho koa nefa toa anao ihany firifiry moa ny adalako
Nefa kosa tsy nampihemotra anao izany
Efa fantatrao, efa hatramin'ny ela Fa raha mbola misy fitiavana iray tavela
Vokatry ny foko fa tsy noterena
Dia omeko anao izy fa mba mitenena Izay ao amponao ao mba tiako ho ekena
Mba tiako hinoana, mba tiako hojerena Amin'ny masoko izay mijery anao eto anio izao
Dia mahatsiaro antsika roa kely vao niaraka iray nadika
Ilay bokin'ny tantarantsika moa impiry navadibadika
Hitety an'i Madagasikara Hitety an'izao tontolo izao
Peho ny dimy dia ndao ry malala ô
Dia hiaraka hanoratra tantara Hoarahan'ny dimby sy ny fara
Mandra-pikaton'ilay bokintsika ô Efa fantatrao, efa hatramin'ny ela
Fa raha mbola misy fitiavana iray tavela Vokatry ny foko fa tsy noterena
Dia omeko anao izy fa mba mitenena Izay ao amponao ao mba tiako ho ekena Mba tiako hinoana, mba tiako hojerena Amin'ny masoko izay mijery anao eto anio izao

safidyramananirinjanahary
Автор

Betsaka hirany Sayda tiako fa ity kosa tena diso tiako loatra❤️❤️❤️

lokitaralison
Автор

Très bien courage à vous je vous suit depuis que tu m'as fait écouter vos chansons

nassurmoissi
Автор

tena tiako lesy ity Hira ity,
Merci Mr SAYDA

andriamasy
Автор

Tanlenta mamiratra, mandona...mambambo tanteraka. Mankasitraka amin'ny Kanto atolotra Mr. Sayda a

livaniainaharizoraharimala
Автор

Alefaso RaMiandra aaaa, Beautiful song. Thanks

judicaelperrin
Автор

Tsy haiko na za no efa tara loatra amin' i Misie Milay fa zay avoakany dia Top Be Daolo
Tsara fa tohizo fone e!!!!

aaronandriana
Автор

🎧🎶..."fa tsy hoe izay manana ny tsara, dia manana ohatranao " 😍❣️ cette phrase est juste magnifique

katuciaannie
Автор

Salama ee, ilay tonikira no tena miteny tsara, tohizo fa tsara ee 👏

eugenedoda
Автор

Toujours au top ! Misaotra reherehan'ny Malagasy ❤️

lovaandrianinarasoamanana
Автор

mlay ranga Maitre nai e, merci amle vazo oo

rjc
Автор

Tena mba tiko nama ito hira ito ka 🥹♥️ tonga d otran te hoany am tany ts fantatra zany za mihaino anazi 😢❤ merci Mésié Mlay 😘

jeannickrafanoharana
Автор

Ouhhh c'est trop trop cool cette chanson sayd ❤😂😂

HuguesBernardRASOLONDRAI-mvkr
Автор

tiko le hira tena tiko ko le firanao ry vevavy, mankasitraka o!!

rabarisoapulcherie
Автор

Suuur suuur👊👊👊, , , ho ela vélona n'y mozika malagasy✊👆, , , , mankasitraka eeuh👏

mathieuandriamampionona
Автор

Milay ilay hira Mr Sayda ! Tsara ity hira ity!

anjaraandriamiarantsoanava
Автор

C'est l'audi qui rend la chanson encore plus mieux 😂👍👍

hansrakotondramonjy
Автор

Tsara bé Ilay . Iza Ilay vehivavy mihira fa tena mivoaka tsara Ilay hira misy azy.

lalainaandrianasolo