Mr SAYDA - ALLÔ (Official Video 2021)

preview_player
Показать описание
Prod by ATON'ICH MIUZIK 2021

Directed by Tsilavina R La St'art Project 2021

Copyright MISIE MILAY 2021
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tsarabe😍 mampahatsiaro ny fahazazana mits😊

harisoathereserakotoson
Автор

❤️🧡 PAROLES ❤️🧡
Hariva manirery, sendra tafijery
Ilay sarintsika roa tany ampefy
Fony mbola zazakely
Na dia mbola zaza
Na dia mbola kely
Dia efa ianao foana no tadiaviko rehefa manao fangalapiery
Efa niezaka hanadino aho na dia mafy
Efa vazaha be izay ianao iny any andafy
Oh, allo, sendra malahelo
Ka mba te haheno, ilay feonao malefaka
Oh allo, sendra malahelo
Ka mba te haheno
Mangina ka mba te hiresaka

Ekeko fa hoe vazivazy
Kanefa ny foko mba tena kourazy
Nataon'ny lerony vadinao aho Rehefa tsika milalao mariazy mariazy
Tao ampiangonana rehefa alahady
Ny masontsika roa mifampitady
Jesoa nahita ny fitiavantsika
Fa mifamatotra toa misy tady

Efa niezaka ny hanohatra aho fa tsy haiko
Ilay fitiavanao iny mihitsy anie no ilaiko

Oh allo, sendra malahelo
Ka mba te haheno, ilay feonao malefaka
Oh allo, sendra malahelo
Ka mba te haheno, mangina ka mba te hiresaka

Na souvenirs efa taona maro
Aleo ny foko mba hahatsiaro
Pejy iray notehiriziko ianao iny
Fa tsy hoe ny tantara nandalo
Mirary soa hoan'ny zanakao roa
Ho an'ilay vadinao ihany koa
Aza hadino ny mampatsiahy anazy
Fa sambatra izy manana anao

Oh allo, sendra malahelo
Ka mba te haheno, ilay feonao malefaka
Oh allo, sendra malahelo
Ka mba te haheno, mangina ka mba te hiresaka

Oh allo, dia ity ilay numero
Rehefa malahelo any aoriana ka mba te hiresaka

Oh allo, izaho miandry anao eto
Feno sentosento ka efa haiko fa tsy ho tanteraka

ElyaffaMohamed
Автор

Na aty halavitra be aty arany dia tena mpakafia foana euh ! tsara lotra eh, fan aty Québec <3

samanthaarah
Автор

Merci lesy e!!! za tena tss mahazo aina mintsy vo tsy mihaino anty isanandro!chapeau

ralailava
Автор

tena lafatra be ilay clips
Mlay b sayda 2024❤🎉

tendrinirinatendry
Автор

Nitiligny madmax + le temps Tayc = Mr Sayda ALLO

pokamaka
Автор

Matsiro hatrany ny vokatra, mankasitraka e! Alefaso SAYDA aaa!!!

raharimananalovaemilien
Автор

Alefaso fona Sayda a! Ankafiziko daholo izay rehetra tonga eo, mafinaritra lesy eh!!

tiantsoaofisialy
Автор

Mirary anao ho lasa lavitra @mozika!
Mankasitraka fa tsara avokoa zay mivoaka, ary mbola irinay mpankafy ny ho tsara kokoa hatrany no atolotrao ho anay.
🧡🧡milles merci frero.

mioramelines
Автор

milahatra 137 mody Andoram eee surr 🙌

johrd
Автор

Tao ampiangonana rehefa alahady
ny masontsika nifampitady
Jesoa nahita ny fitiavantsika
fa nifamatotra toa misy tady....
Efa vazah ve zay ianao any

:) :) :)

radoniainasambatrarazafima
Автор

Coule, j'aime bien tout tes chansons mais mon préfère est celui-là😇😇😇😇😇😇😇😇😇😇😇❤❤❤❤❤

ravakahermance
Автор

tena tsara be rangah ilay hira an, hita mihintsy hoe: kanto ilay izy, merci Mr SAYDA

rogerrazandrisoa
Автор

Surrr mintsy sayda tu gère trop mon sang ♥️♥️🔥

fanyoutube
Автор

Sur lesy Saidaaa, milay fona oaaa👍👊👐👏👏👏, , , , , tsy otrany sasany efa lany morce

mireillepamella
Автор

O allo, isika milalao marriage, jesoa mahita NY fitiavantsika,

valeryrakotoniamonjy
Автор

Tena tsara loatra
Mankasitraka Sayda 🙏🏻🙏🏻💟💟💟❤❤❤❤❤❤❤💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖

maminiainalavakely
Автор

Tatarako ti le . Eee ! Any zay enao any.... Za eto anosy miandry bus oan ampitatafik

mahasoloandriamalala