Mr SAYDA - RY MALALAKO (Lyrics Video 2019)

preview_player
Показать описание
Video & Prod by Aton'ich Miuzik
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tena manamarika bé n'y fiainako foana Zay hira navoakanao, nanomboka tany amin'ny diary volamena s'y n'y mba marina anie ka hatramin'izao tena tiako bé foana, ♥️♥️♥️♥️

FehizoroLucas
Автор

c'est le best de tes chansons <3. Je t'encourage dans ta carrière

misaarnellenekeniarivo
Автор

Chapeau Tong dia ny fiainako mits no tataraina le Hira

razanamparanypatrick
Автор

Merci Mr Sayda👍🤛
Tsara be ilay hira..
😍Ory malalako
Otran midobodoboka ny foko😍

dimbyrazafindrakoto
Автор

Tsara be kosa lay hira n'y sayda continue comme ça sayda 😉☺☺😀

soumayamohamed
Автор

Mangoritsina be mihaino ilay mozika, tena kanto,
Merci Mr Sayda, mandona be ny fo 💖💘💫

fandresenamaminirina
Автор

Tiako be le feon-kira keli 😍 le hira ko tsara

nombana
Автор

Mankasitraka eee ....fa mlay be lay son

donitorene
Автор

Tena tsara ilay hira. Bravo Mr Sayda. Tsara foana ny hiranao

lauretterabarijaonaandriam
Автор

Tsara kosa! N'y sary koa. Bravo! :-)

nirinaramangasalama
Автор

Ekena Saida, tena tsara ilay hira, mandona ny fo be mihintsy, fa ilay animation tena mampalahelo be mihintsy, latsaka ny ranomasoko mandrampahatampitry ny clip, mampalahelo be izy mivady! Tokony mba joyeux kokoa ilay izy, tsy mifanaraka ny hira sy ny sary.

zayr
Автор

Tsara daholo eee! !
alefaso Sayda !!!

nomenjanaharyelysee
Автор

mampalahelo be lé clip 😭😭
Fa ilay tonony kosa alou an! 👍
Atolotro ho an'ilay Vady reharehako 😘
Alefaso Sayda a!

annickzafady
Автор

alefaso Sayda a!!!! tsara lotra le hira

navalonarafanomezantsoa
Автор

Tena chapeau rangah zoky be Sayda a!! tena tsara loatra

ranaivoharisoazaratianaodi
Автор

Mandona fo be na ny tonony na ny feony na ilay clip kely, merci Mr Sayda, mba indramiko kely atolotro ny vady reharehako, BRAVO

ramihramih
Автор

Ity hira ity dia mapatsiahy ana fotoana anakiray nisarahan’ilay olo-tiako iny, heri-taona zay fa ity hira ity souvenir b ho ana. Vo nivoaka ity hira ity dia nosarahan ikay olo tiako za💔

pokamaka
Автор

aza atao ela le clip eh ...milay be le hira

hardikely
Автор

Le hira tsara be❤❤❤
Le dessin anime mety tsara kou sady tiko be hihiiii ❤❤❤❤

geraldineroucou
Автор

Tara be ah kay misy masaka matsiro be ato😍😍❤❤❤

maurialiscalvina