Mr SAYDA - MBA MARINA ANIE (Official Vidéo 2017)

preview_player
Показать описание
CLIP by RJ IMAGE
INSTRUMENTAL BY ZEDD
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

zaho koa anga mitvy amizany tsimakalangy sipa miodina avela sitrampony, merci Sayda

jvmacmarley
Автор

Mr Sayda 🎤🎤 Mba marina anie

Fa zaho oa tsy sarotiny
Na dia efa an'olon-kafa aza ianao
Fa ny fonao mana-tompony
Manome anao izay sahaza anao(mba marina anie)

Fa 'zaho sakaiza mitapify
Miandry ny anjara tandrify
Miandry ny itodianao
Hijery ana fa saingy indrisy
Tsy tazanao angamba akory ilay masoko mijery
Mba mipitrapitra miantso anao
Mangata maso anao oa fa mba mitodihy kely
Efa hatry ny ela no naniry anao(vetivety ihany )

ref :
Na dia efa potipotiny aza ny avy any
Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a
Na dia efa potipotiny aza ny avy any
Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a
Raha toa manaiky ianao, raha toa manaiky ianao dia
oeto aty fa ho soloiko vaovao be
Raha toa manaiky ianao, raha toa manaiky ianao dia
Hoento aty fa ho soloiko vaovao be
Vaovao be, , fitiavana vaovao be

'Zaho aloha tia anao, kanefa izy tonga aloha
'Zah ngamba no adala sy mitady aretim_po
omeo anjara kely izaho fa tsy midongy ho tompony
Zay mba foinao ho ahy na dia fitia sombitsombiny
Fa ifaliako izay omenao ahy
Ataoko toi ny volamena malala
Ny andro iray izay anekenao ahy
Vohaiko ho anao ny foko midanadana
Midira dia mitoera fa omeko anao ny foko
Ataonao fonenana raha sanatria toloko
Na koa oe torovana fa nampijaliana

ref :
Na dia efa potipotiny aza ny avy any
Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a
Na dia efa potipotiny aza ny avy any
Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a
Raha toa manaiky ianao, raha toa manaiky ianao dia
Hoento aty fa ho soloiko vaovao be
Raha toa manaiky ianao, raha toa manaiky ianao dia
Hoento aty fa ho soloiko vaovao be
Vaovao be, , fitiavana vaovao be
Vaovao be, , fitiavana vaovao be
Tsy tazanao angamba akory ilay masoko mijery
Mba mipitrapitra miantso anao
Mangata maso anao oa fa mba mitodihy kely
Efa hatry ny ela no naniry anao

ref :
Na dia efa potipotiny aza ny avy any
Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a
Na dia efa potipotiny aza ny avy any
Dia tsy ho sarotirotiny amin'izany a
Raha toa manaiky ianao, raha toa manaiky ianao dia
Hoento aty fa ho soloiko vaovao be
Raha toa manaiky ianao, raha toa manaiky ianao dia
Hoento aty fa ho soloiko vaovao be
Vaovao be, , fitiavana vaovao be
Vaovao be, , fitiavana vaovao be

dinaliva
Автор

Merci Mr Saida, fa ny fitiavana no lehibe indrindra, criitque est facile, l'art est difficile.

steeveoliviervelontrova
Автор

j'aime trop trop lay vazo Mr Sayda. mahafinaritra be lay vazo sure fona e! de tohizo fa tena tsara de aza miasa saina amin'izay tsy mirevy lesy eee, zahay mankafy foana

rakotonirinajoelineedmee
Автор

l'une des chansons de mr saide que

leonjohnemmanuelrazafinian
Автор

j'aime tout les chansons de mr Said, encor bravos, mélodie ok, parole ok,

andriamiaminanirinamuriell
Автор

Tsy mety lany manja ato am-poko ato mintsy ity hira ity.
Mankasitraka dia mitomboa talenta.

maximinandrianirina
Автор

2025 mbola milay ihany ny vazo, iza koa no ato ?

tolojanaharysitrakahasiman
Автор

Mr Sayda, Reveko dahaolo ny hiranao .Tohizo fa tsara

miaryrajaonalisoa
Автор

2025, ankafiziko foana2 fa mitondra fahatsiarovana

AzuriteInspiration
Автор

Mr saida ovina ndray n retour maurice f ts afa_po gout mlay...

randriantsoajeanpherlin
Автор

slt! ka hira anie io ei! mba hatonga fisainan'vehivavy tia vola reo vo mahita deba kely de lasa! mer rah Mr saida!! Surrr be

andrianahflorentinojustino
Автор

hihi...merci Sayda an! mba hafa indray au moins n'zavatra resahana anaty hira na hiram-pitiavana aza

aryonrohe
Автор

Tiako be ilay hira tsy mba makaleo na henoina isanandro ary merci sayda (y)

elodieranivoarijaona
Автор

Amazing song! Greetings from Germany 🇩🇪

primaveraimages
Автор

Tsy tazanao akor angamba n masoko mjerii💓💓💓💓
Que d love saydaa

ciarahluhan
Автор

Ny vadiko vadiko ihany fa vomaika vavao2 be merci SAYDA MR MERCI

hatrinah
Автор

tik nef makar fo mieritreritr azy!!zavatr iaina2 dahol zan!!ts atw mahakiv!!j t kiff

juiihicindy
Автор

kifeko fon le inspirak! Alefaso #SAYDA! ovay kel njay alo le theme fa az atw resam-pitiavana tson!

renezandryh
Автор

Kay2, amzao eeee!, 2021 19h:19 tsar foan eeee, mankasitrak eee

tsarafidydominique
join shbcf.ru