Mr SAYDA - Ho Entiko Ambavaka (Official Video 2022 )

preview_player
Показать описание
Artiste : Mr Sayda
Titre : Ho Entiko Ambavaka
Music : @YoungOGBeats
Video : @sylvannoratsimandresyvevo9149
Distribution : @Mellow_ManitrA
Actor : Angela R

Disponible sur toutes les plateformes

#MisieMilay2022 #Zarazarao #MozikaMalagasy
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Misaotra an'i Sayda isika.... de i toutou lala tsy adino

designstudio
Автор

Tsotsorimamba hisarana izy ty k maherezae❤❤

CelineTitie
Автор

Tohizo ilay kanto fa tena tsara be misaotra Sayda.

gaellealphonse
Автор

Ekeko fa natao hiaraka e
Indraindray tsy maintsy misaraka e
Tsotsorimamba isarahana izy ity
Ka mahereza o
Dia ho vakivakiko ny lalana e
Fitiavana ombako manana e
Any an-kafa no masaka aminao
Iriako hateza

Vorona an-tampon-kavoana ianao
Ka manidina
Rehefa tonga amin'ny tanjona irina ianao
Izay vao hidina
Na dia satriko mafy hanoroka anao
Sady hamihina
Souvenirs mipetraka an-dohako ireny
Ka tadidiana

Na nisampana aza ny lalana
Ka tsy hahita anao intsony aho
Dia mbola ho entiko am-bavaka
Ho tantana'ny ao ambony

Na nisampana aza ny lalana
Ka tsy hahita anao intsony aho
Dia mbola ho entiko am-bavaka
Ho tantana'ny ao ambony

Efa nivavaka mafy aho
Nangataka tamin'i Zanahary
Mba hahita ilay bandy bogosy ianao
Salama tsara sy tsy marary
Dia ho lasany ny volonao
Dia ho lasany ny masonao
Dia ho lasany ny molotrao
Lasany daholo izay anao
Fa ny tamberina kosa anefa
Tsy ho lasany any
Ireo fahazazana izay nianantsika
Nadoladolany

Vorona an-tampon-kavoana ianao
Ka manidina
Rehefa tonga amin'ny tanjona irina ianao
Izay vao hidina
Na dia satriko mafy hanoroka anao
Sady hamihina
Souvenirs mipetraka an-dohako ireny
Ka tadidiana

Na nisampana aza ny lalana
Ka tsy hahita anao intsony aho
Dia mbola ho entiko am-bavaka
Ho tantanan'ny ao ambony

Na nisampana aza ny lalana
Ka tsy hahita anao intsony aho
Dia mbola ho entiko am-bavaka
Ho tantana'ny ao ambony

Dia ho lasany ny volonao
Dia ho lasany ny masonao
Dia ho lasany ny molotrao
Lasany daholo izay anao

Vorona an-tampon-kavoana ianao
Ka manidina
Rehefa tonga amin'ny tanjona irina ianao
Izay vao hidina
Na dia satriko mafy hanoroka anao
Sady hamihina

Nadikako Am-pitiavana be❤️

mampitaiorenana
Автор

'' Souvenirs mipetraka ao an lohako reny, ka tadidina eee 🤩😆 ''

raryhaaland
Автор

dedicace be ho an i ....La la la la Lalatiana.A.

andrianariveloberthin
Автор

Ndriiii, 😭 tiku be le hira, 🥰, merci sayda🥰

anthonymartialherizo
Автор

Tena tiko kosa aloha ty hira ty eh, 😊 Mankasitraka fa tena mahafinaritra😊

halidorh
Автор

cause cause tena tsara e bravo lesy bena 😁

murielleralaison
Автор

Gg foana les zay mivoka aaa, mbola tsisy nandiso fanantenana mitsy zay nivoka

landryriane
welcome to shbcf.ru