'ZAY - Nolalovanao

preview_player
Показать описание

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Lay nofinofy mamiko hatrizay Lay noheveriko tsy ho to intsony Hoe iaina anty fitiavana iray toy ny anaty horonan-tsary Hoe tsy ho tsaroako intsony ny rehetra Ny saiko hangina fa ny foko hitroatra Ho afaka hitempo fitia tsy voafetra, hitia tsy misy fepetra Nolalovanao vao tsapako fa hay lay nofinofy iray ho tanteraka amizay Nolalovanao ka fantatro fa ianao ilay fitiavana iray tanaty nofiko hatrizay Nohveriko fa tsy mba izaho No ho tojo olona iray dia ianao Ka hiparitaka tsy hahalala intsony ny ambany sy ny ambony Nihoarako daholo ireo fefy Tsy henoko intsony ireo zay niteny hoe tsy mety Ny hany tspako fo feno fifaliana fa tojo fitiavana niriana Nolalovanao vao tsapako fa hay lay nofinofy iray ho tanteraka aminzay Nolalovanao ka fantatro f'ianao ilaly fitiavana iray tanaty nofiko hatrizay Ka fantatro f'ianao ilay

fytiaandria
Автор

Ankafiziko mandrakizay 'zany hira izany, , ary saika ny hiran'izay rehetra!! Atolotro ho an'ilay Malalako, , Nolalovany aho ka fantatro fa izy 'lay fitiavana iray iriko ho mandrakizay (♥Melô♥), , ♥♥♥ Misaotra an'i Nary sy Malala

diarymrakoto
Автор

J'écoute tt le temps cette chanson, merci de me l'avoir laissé ant
eotre Rak Roots❤..chante en paix

julianahlahatriniaina
Автор

mankasitraka dia manohana foana am asa fanoronana! Be ny sakana am endriny maro fa aza mihemotra izany mihintsy... Mozika, hatramin'ny fara-fofonaina!.. io aza mbola tokony hitohy :)

tianarandriamboavonjy
Автор

Any zay enao ry Fanilo😢❤tsy ho adinoko mandrakizay ireny fotoana mamy niarahantsika reny na dia nisampana aza ny lalana 😢mirary ny soa sy ny tsara ho anao hatrany aho❤

NomenaClaudia
Автор

Mlay eh!!! je vais mettre ça à mon mariage 💒. ça sera notre musique 🎶 fétiche. J'adore 😊

clarastone
Автор

c 'est reposant !!!merci pour cette belle mélodie

rabecaro
Автор

Enga anie mba ho itako ty sipa ty ndray andro any 😍❤️

oliviersln
Автор

2020 tsik zao. Tiako foan. Fa bon, tsy mety haiko mitsy oe ahoan no nahavery le phone e...🤣🤣🤣

rakotondrazakasitraka
Автор

Ndriii

Tena hoe io tonokira io mahintsy mamintina ny zavatra tsapako (aloha sy tao arinan’nahafantarako azy)

kevinyerlam
Автор

2024 mbola tsara foana no mihaino azy. Tsy maty marina ny mpanakanto

tsitorandria
Автор

Tena oe mbl tsy mino ihany aho 😭😭🪦🪦RIP 💔🥺

devsookool
Автор

tsara lotra ty hira ty, , enganie ka mba hisy spectacle amzay amty

marcelnantenaina
Автор

Tiko ee!!! tanteraka tamiko mitsy io hira io!!

haryandriatsoa
Автор

tsy nolalovanao fotsiny fa nitoetra aki dry ry mounnaaahhh

tahinaefraimaandrianantena
Автор

hoan'i Aro vady Malalako, souvenir Bruxelles 2015 <3

Domidoves
Автор

ndriii..tsara be <3 <3
#layTiako <3

nahranarimahefa
Автор

niainako lay #nolalovanao tiko tsy hifarana fa nitondra hasambarana
tojo lai anjara gamba

harivolafanilorazafimahale
Автор

Ouverture anay mivady 2016. Sady tena tantaram-piainanay

Domidoves
Автор

*Tsara be ilay hira* _tohizo fa mahafinaritra e_

gasyskills