filmov
tv
'ZAY - Tena Hafa

Показать описание
"TENA HAFA " par 'ZAY, Octobre 2019.
Production: IVENCO
===== LYRICS =======
Betsaka ihany no teo anoloako,
Nikasa hiara-dia, hiombona fitia.
Nisy tamin'izy ireo no efa teo anilako,
Saingy rava ihany izany ...angamba tsy anjara!!!!
Teo ireo nalefaka nahay nandangolango,
Toa tsara firesaka, niseho tsy nanan-kambo,
Teo koa ireo be fiavy niseho ho lafatra,
Saingy rava ihany izany......angamba tsy anjara!!!
Fa tsaroako ho tena hafa , tsy haiko ny hamafa ilay fitia iray,
Tsy ho afaka ao an-tsaiko satria tena lalaiko, tena mamiko indrindra!!
Iriko ho mandrakizay ilay fitiavana iray mba hiadanako.....
Dia ilay fitiavana ifampizarako aminao!!!
Fa tsaroako ho tena hafa indrindra ianao,
Tsy hovoakosoka mihitsy ao anatiko ao,
Ilay fitiavako anao , hatramin'izay ka hatramin'izao,
....ary iriko koa ho mandrakizay !!!!

Zay -TENA HAFA [ parole ] │by Lyrics Mada 2019
Tena Hafa
ZAY & TOVO J'HAY - SAMY MBOLA HAFA 4K
Tena Hafa
ZAY TENA HAFA AC Nary Clip Octobre 2019 Ahoana ny fahitanao ilay tanta
Zay - Hafa tsy ianao
'ZAY - Nitempo Anao
'ZAY - Nolalovanao
Zay - Tsy andriko
Mbola Hafa
'Zay - Anontanio azy (Tononkira / Lyrics)
HAFA MIHITSY | REKO
Tena Hafa Tarika Zay Best Song
'Zay dia 'ZAY ilay fitiavana, tena fitiavana Madio
Tarika 'ZAY- OLON TIANA (son officiel)
Topimaso_RyKala Vazo (2018)
'Tsika Roa Tarika 'ZAY Lyrics
Skaiz & Hanja - Tapitra Hatreo ( Cover JOY K )
'Zay hatramin'izao (Tononkira)
Rehefa any ‘Zay Karaoké gasy
Zay - Efa_voatondro tsara - karaoké gasy - abonnez-vous svp
Tsy Hovoavaliko
Tarika 'ZAY - TSY HOVOAVALIKO
Комментарии