naleoko ihany olombelo ricky sy liva andrianavalona

preview_player
Показать описание
pour son che bel canto, le groue olombelo ricky a décidé de revoir tous leurs anciens tubes notamment naleoko iany. Pour cela, ils font appel à Liva andrianavalona. ceci marque un retour dans la musique pour cette chanteuse
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Naleoko ihany tsy nisy ianao
Toy izay hanandratsy aho
Fa ny antsika anie vao omaly
Adinonao sahady
Ka nandratra ahy
Naleoko ihany olom-pantatro ianao
Arahaba dia vita
Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy
Irony zava-bitantsika hatramin’izay

Avelao, avelao amin’izao
Fa ho namako ianao
Avelao mihitsy anie aho
Ho namako ianao
Avelao mihitsy anie aho
Fa ho namako ianao

Aza asianao resaka intsony
Izay vita dia vita
Fa fitiavana madio no atolory
Fa io no nahaory anay hatramn’izay
Ny lalanao tsy ho lalako intsony
Samia mandeha
Ireny tantara ireny avalony
Tsy tiako hohenoina intsony

ravorasoloniaina
Автор

Ny lalanao tokoa tsy lalako intsony

Avelao avelao @ zao fa ho namako ianao😢

hanitraanjarafanomezantsoa
Автор

Mahafinaritra zany Mankasitraka bon courage belle melodie DmcRakotboss

davyrakoto
Автор

Na rindra na tonony na ny angola dia e ! Tsara loatra !

sierraromeo
Автор

avela, avelao amzao fa ho namako ianao! avelao mihintsy anie aho ho namako ianao! tena tsara be, mankafy fona zahay ! merciiii

ranaivoharisoazaratianaodi
Автор

soa ihany fa nisy anao nisaraka tamiko raha tsy zany tsy tojo azy aho!!!merci tena :)

tolotratoulch
Автор

Atolotra ho an'ireo mpifankatia nisaraka rehetra io hira io dia enoy tsara ny tonony ry reto ah

sedinirinaandriamalala
Автор

Naleoko ihany tsy nisy ianao
Toy izay hanandratsy aho

rakotomananasolofoniainari
Автор

tiko be le feon le madama a!!le hira koa tsara be

onjarafalimaro
Автор

Naleoko ihany marina tsy nafantatra anao,

sevacheck
Автор

Naleoko ihany (ft Liva Andrianavalona) (Olombelo Ricky)

Naleoko ihany tsy nisy ianao
Toy izay hanandratsy aho
Fa ny antsika akia vao omaly
Adinonao sahady
Ka nandratra ahy
Naleoko ihany olom-pantatro ianao
Arahaba dia vita
Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy
Irony zava-bitantsika hatramin’izay

Avelao, avelao amin’izao
Fa ho namako ianao
Avelao mihitsy anie aho
Ho namako ianao
Avelao mihitsy anie aho
Mandehana mahazo

Aza asianao resaka intsony
Izay vita dia vita
Fa fitiavana madio no atolory
Fa io no nahaory anay hatramn’izay
Ny lalanao tsy ho lalako intsony
Samia mandeha
Ireny tantara ireny avalony
Tsy tiako hohenoina intsony

josephvicky
Автор

Merci beaucoup tsara bé .aleoko iany olom patotro enw

voahangynoro
Автор

Efa ela fa reveko iany. Tsy mikoropaka nefa mafonja

ravoavylanto
Автор

Toraka voninkazo ho an'ilay nanao ny arrangement, tsotra, tsara!

ainaratsisalovanina
Автор

naleoko ihany tsy nisy anao toy izay hanan-dratsy aho!!!

nambininjanaharythino
Автор

tiako be ity hira ity ! mirary soa eee

fidyramana
Автор

Naleoko ihany.... Misaotra razoky dia mandrosoahasina

sitrakamamitianarandrianar
Автор

iza no mijery azy ao anaty confinement?

nathaniellaurent
Автор

tsara mankasitraka e! ampi-tiavana be!!!

jayahtiana
Автор

Avelao amizao fa ho namako ianao....aleoko ihany olompatatro enao..arahabana de vita...eéee mahatsiaro n'y fahiny e...

lala-lxwq
join shbcf.ru