'ZAY - Samy Te

preview_player
Показать описание
"Samy Te" par 'Zay, Juin 2024
Production : Ivenco
Auteur - Compositeur : Nary
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

mirary soa indrindra ho an'ny tarika 'zay , mankafia foana ee
👍👍❤❤

FaniaAndriamaholisoa
Автор

Tsara be e! Ilay mpilalao koa tena mahay, ireo no hitako maha ndrindra raha samy couple anaty clip

MrRija
Автор

La perfection❤👌🏻 fa tsy nampoiziko le feon'i Nary😢

sandrosjunior
Автор

Ohatran maheno feon'i Nary ihany sa za ve no diso fihaino
Tsara be 💖

rindrarandriamiharisoa
Автор

Ilay feon'i Nary 😍 je m'y attendais pas 🥹 Kanto loatra foana

tiaviniainahajamalalasanta
Автор

Eny, feon'i Nary satria hira efa ho 5 taona mahery izy ity... Kanto foana!

andriamiajarisoamickael
Автор

Ho entin'ankizy lavitra ndry..bravooo

TinehRasam-jk
Автор

Tsara be foana 😍😍😍
Le feon'i Nary 😭🥰🥰

fanjanir_ello
Автор

❤❤❤ tsara loatra
😭😭😭 Lay feon'i Nary

MireilleNomenjanaharyRaharimal
Автор

❤❤❤ tsara loatra
😢😢😢 Lé feon'i Nary ❤

MireilleNomenjanaharyRaharimal
Автор

Tena mbola hafa ihany, mampatsiahy hatrany le gadon kira, tohizo fa tena milay be

ChristianRanjalahy
Автор

Tohin’ilay “Tsy ho avy intsony” ve ity. ❤️

manoa
Автор

Ohatry ny efa nisy court métrage nahitako an'ity zoky ity niaraka tamindry Topmast 😄, manana sens de l'humour milay lery, sady mahay milalao . Sinon ilay clip koa tsara be eto.

ermanjato
Автор

Tsara. Tsy very ilay loko. Mankalaza be.

andrianalarajaonhardy