TSANTA - FITIA NIOFO (Clip Officiel)

preview_player
Показать описание
Tsanta - Fitia Niofo

A/C : Tsanta
Réal : R Films MDG
Rec & Prod : Mika Raherinavalona

Abonnez-vous à ma chaîne YouTube

© Copyright 2023 | TSANTA | ARISON Publishing Service ©
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tsanta - " FITIA NIOFO " (Parole)
Efa Namadika Pejyy, za hameno boky vaovao
Miezaka Manadino ny tsiron'ny molotrao
Tsiro Hafa Kely dia Hamamiana Toa Tantely
Nahasarika Ahy oa ilay fijerinao masika mamikely

Ilay feo anao malefaka mibitsika ao an-tsofiko
Miteny hoe tiako ianao, za nankafy fa aleo aloha tsoriko
Tsy ho vokosoka ato an-doha na iza hiteny hoe "fafao"
Alaiko sary an'eritreritra fa izay aloha no azo atao

Dia aza Omenao Tsiny aho raha toa iala dia andao
Hamadika takelaka aho, dia iezaka ny anadino anao
Enao no diso lalana tsy nahay nisafidy
Hanorina Fiainam-baovao fa leo miaina ny Mangidy

REF : Sao Rehefa an-tananan'olon-kafa vao mba ho hitanao hoe Tsara
Fihinin'olon-kafa izay enao vao ho taratara
Za nefa tamin'ireny tena mila ho lasa Adala
Nefa nge oa ny nenina tsy ao aloha fa ao afara (*2)

Fa za oa nanome dia nanome ny Real Love
Nefa enao tamin'ireny tena hoe itako niova
Naditra vehivavy, tsy mba nieritreritra Fady
Tsy possible ho tohizana satria nivaha ilay tady

Hasambarana tsy ho lany ozy aho antsaiko manonofy
Zao ilay fitiavatsikaa nadio rano lasa " NIOFO "
Nefa hoe Fitia Volamena zay manakiana tsy jerena
Za nanome ny max fa enao tsy nana-pahendrena

Tena tia aho tamin'ireny fa tsy tsapanao
Nataonao safidy faharoa sady nataonao kilalao
Nandinin-tena ihany aho dia mba niezaka nibanjina Hoe zao ve ilay tsika roa hiaraka anatratra Tanjona ?

REF : Sao rehefa an-tananan'olon-kafa zay vao ho hitanao hoe Tsara
Fihinin'olon-kafa izay enao vao ho taratara
Za nefa tamin'ireny tena Mila ho lasa Adala
Nefa nge oa ny nenina tsy ao aloha fa ao afara

Hasambarana, nofaranana !!
Tsika roa na miaraka tsy votery hitovy tantana
Hitovy lalana, dia aleo oa za no miala
Dia adinoy Hatreto ilay miantso anah hoe MALALA (*2)

laureneramamonjisoa
Автор

Après NIU RAZA on a eu AYAM, aujourdhui le présent s'appelle TSANTA
Et elle envoi du lourd

FanirintsoaChristian
Автор

Za tena mpakafy be andry mitsy❤❤❤vao naheno anle hira a de tonga de tara.je suis une fille de13ans

VonimiarintsoaRAKOTONIRAINY
Автор

Je l'ai suivi depuis le debut elle ira loin cette petite avec sa voix sublime alefaaaa Tsanta !!

nyhirako
Автор

Texte sy feo ry Tsanta 😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍.. Ao be aky !!!... Mirary fandrosoana amin'ny fahatsarana foana fa top foana aloha hatreto anie eee 🤝❤️

SoloNomenaRakotoarilalao
Автор

Tena hoe tiko be loatra le hira tsara be otran dry iany 😍😘

VonimiarintsoaRAKOTONIRAINY
Автор

Je ne sais pas si tu as écris toi même cette chanson mais le texte est vraiment très mature, même l'arrangement! Bravo !

NancyVoahary-xc
Автор

tsara be io hira io fa lasa natao be autotune loatra

TanjonaAndriniaina
Автор

l'accent surtout hihi reste gasy avec la guitare, des belles mélodie ❤

spike
Автор

Merci beaucoup aki ma reine za mankafy andry atramin'i farany ❤❤😚😚

salalasoa
Автор

Sisisou kely kie ndrie ka❤ Tsara be foana le hira fa tohizo❤ Bisous..

majhix
Автор

Juste wooww❤️
Androany aho vao nanisy commentaire fa tsy afaka ambavako androany tontolo😭😂😂

alfamystik
Автор

Efa lehibe Tsik zn, merci f my favorite❤❤

fanionnondy
Автор

TOP !👌 Du pur RNB, j'adore le texte et tous...❤❤ Continuez comme ça.

fetraandriatsialonina
Автор

Tsara❤❤Efa ela ah no niandry an'ity hira ty hivoaka

fantasia
Автор

tena oe tsara loatra sady tsara feo be

Kantoherry
Автор

J'adore cette chanson, merci, continue, on t'attends

thierryfanambinantsoa
Автор

Tsara be fa misaotra nizara.

Mba afaka mahazo lyrics ve azafady. Misaotra mialoha

mitianasalisoa
Автор

Wow....❤❤❤ tu es ma chanteuse préférée

RaphaelAndriamanampisoa
Автор

Merciiii Tsanta

Je t'admire!!!👩‍❤️‍👩

ZolalainaRajarison