Tsanta x Njara Marcel - Tantaram-pitiavana (Official Video)

preview_player
Показать описание
Njara Marcel & Tsanta - Tantaram-pitiavana

Réal : R Films
Directed By Rado Rakotonirina
A/C : Tsanta

Abonnez-vous à ma chaîne YouTube
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tsara be🥰 tsara ny arrangement, tsara ny feonareo roa, tsara ny clip... tsara be daholo. Chapeau ❤

stephanierabemanantsoa
Автор

Tsara NY feo andry, sady mahay mihira👏🤘

ihantenaina
Автор

VO mba hisy tantaram pitiavana otrzan am fianako🥺🥺???na mety tsy hisy intsony

valeriesandraranaivoson
Автор

Topissime😍 la mélodie est juste sublime 🙏🙏

MélodieRakotomanga
Автор

Tsara, misaotra betsaka sady mankasitraka anareo ❤

evelyneah-thion
Автор

Milay be, saingy sera daholo n'y fiainam pitiavana

ChristianRanjalahy
Автор

Tsara lotr eee 😊😊 sad mampitomany b mits 😭😭😭🥺

niaroniaro
Автор

Mampite hitia olona tsy hiady mihitsy ilay hira.... tena tsara be

niainapanoel-yvcv
Автор

Ela aho no naniryy
Ela aho no nangataka hoe mba omeny olona madio fo
Hoe za tsy ho iray intsony fa ho roaa
Tsy niandry ela fa novalin'ilay Tsitoha

Ela aho no nitondra am-bavaka an'izao fotoana izao
Hoe ho ren-tany ny fifankatiavatsika sy ianao
Enga anie ho mafy fototra, lavitr'ny mpisopatra
Fa fahasovana no hanenika an'ilay Lapa vao, ahy sy ianao

Refrain : Fa ianao Ilay Valimbavaka avy amin'ny Ray
Iriko ny antsika ho Mandrakizay
Ho feno Fahatsarana, Fahasoavana tsy ho voatana
Ny antsika sy ianao Malala (*2)  

Ka aza manahy ianao na ho mora na ho sarotra dia za ho eo foana
Na fahavaratra na ririna na andro migaina be lohataona
Fa ho mafy fototra
Voazaitra ho tsara fatotra
Fitia tsy kilalao fa fitiavana matotra

Ka raiso ny tanako dia matokiaa (Matokyy Aho)
Hivadika aminao aloha ho ataoko sanatria
Fa tsika roa samy Tia, ny foko efa andrie
Ho zoratsika ny lala-mahitsyyy
Fa ny ahy sy ianao, tantaram-pitiavana hafa Mihitsyy

Refrainn : Fa ianao ilay valimbavaka avy amin'ny Ray
Iriko ny antsika ho Mandrakizayy
Ho feno fahatsarana, fahasoavana tsy ho voatana ny antsika sy ianao Malala

Fa ianao ilay valimbavaka avy amin'ny Ray
Iriko ny antsika ho mandrakizay
Fa Tsika roa samy Tia, ny foko efa andrie
Ho zoratsika ny lala-mahitsy fa ny ahy sy ianao
" Tantaram-pitiavana Hafa Mihitsy "

,
Ny Ahy sy ianaoo
Ny Ahy sy ianao
"Tantaram-pitiavana" Hafa Mihitsy .

rasjulie
Автор

Wawou, quelle douceur de l'eau tiède

joseabodo
Автор

Tena tsara kosa e ! tohizo ny mozika kia 😍😍😍😘😘

rijasonfenohery