TSANTA - DIZINA ANAO (Official Video)

preview_player
Показать описание
Tsanta - Dizina anao
Première Chanson - Bon Ecoute a Tous

Réal : Rado Rakotonirina Film Mdg

Abonnez-vous à ma chaîne YouTube

Powered by @HIRATIAKO

© Copyright 2023 | Tsanta | ARISON ©
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tsanta - Dizina Anao (PAROLE)

Asa inona Loatra no nahazo ahy (Tsy aiko)
Lovelove sa Fitia taitaitra ihany
Fa vao nandalo nahita ny Hatsaranao aho dia Babo
Tsy nandray Aho na Iray Vera
Fa vao naita ny tsikinao aho dia mamo

Mamo ny hamaminao
Dizin'ny afo mandoro ao anatiko ao
Dia ra ho lavinao dia tsy ho aiko ny atao
Mety hakafoka foana oa mandava-taona

Ena ilay masoandro mitondra hazavana
Donan-kafo mamay mitondra hafanana
Fa ra akaikinao za tsy mety mamanala
Dia za hijanona hifikitra satria eo no mahatamana anah

Ref:Fa Dizina anao oa ny foko
Domelin'ny afom-pitiavanao oa ny saiko
Ka na dia mamay, mamay
Dia za tsy te hiala f'hijanona satria oa za tena Love e !
Love aminao, amin'ny hatsaranao, amin'ny hakantonao, amin'ny toetranao, Mambabo ahy (*2)

Tsy ho raraiko izay any
Za te ho tompo-toerana
Aleo za no hiditra de kozio izy hoe miàlà any mbay Tany!
Fa ilay fonao hoe misy Haka
Tsy hoe everyday na hoe night, Yeah
Fa Forevaka be foana mandramaty

Ndao moa mba hiaraka dia tsy atao hitany
T'inquiète ho fenoiko ny banga tsy vitany
Zao tsika no anomboka mbola tsy tara
Fa ra enao no ho anah dia ho sorotatsika milay be ny tantara, milay be ny tantara, milay be ny tantara

Fa na mafy ny ady
Dia za mbola hiady
Tairo raiso ilay Love
Fa aza avela andalo
Fa te ho tompondaka ny fonao
Dia aza idina fa aleo za no itoetra ao

Ref:Fa Dizina anao oa ny foko
Domelin'ny afom-pitiavanao oa ny saiko
Ka na dia mamay, mamay
Dia za tsy te hiala f'hijanona satria oa za tena Love e !
Love aminao, amin'ny hatsaranao, amin'ny hakantonao, amin'ny toetranao, Mambabo ahy (*2)

Mamo ny hamaminao
Dizin'ny afo mandoro ao anatiko ao
Dia ra ho lavinao dia tsy ho aiko ny atao
Mety hakafoka foana oa mandava-taona .

laureneramamonjisoa
Автор

Noble be le parole sy le son, miaraka tsara
🤘🤙

mickaelchristianirazafindr
Автор

Mampatsiaro ilay prime love tamin izany. Mafinaritra e

nantenainaantsa
Автор

I have no idea what she is saying but she is my future wife <3 Love from Philippines.

markbaker