Johan Blouts - Mode Voay Activé

preview_player
Показать описание
🔥CLIP MODE VOAY ACTIVÉ 2023🔥

Artiste : Johan blouts
Titre : Mode Voay Activé (M.V.A)
Réal : Sergio Mickael • SM IMAGE
Mix et mastering : Andrian Enzo
Prod by : Yvan Les Plaivy

Misaotra ny figurants! Zarazarao 🔥

#MozikaMalagasy #TairoFoana
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Je découvre, noho ilay zandrikely nisy nanaparitaka.. fa kiffeko milay bé.. tohizo rahl.. 🇲🇬👏👍

tokyrandrianarivelo
Автор

Nsoooow 😄 mode voyelle koa ary activé XD 😂

nanjaranarimahefa
Автор

Henoiko foana❤tsy mety Leo an’ity hira Ity mihintsy aho👌🇧🇪

saholydidden
Автор

Top lesy. You deserve 1 million views. Tohizo ny talenta ral a!

eddybessa
Автор

Avy t@ zandry kely iny nitiavako hira ty 🙏...f tsara aloh le izy ee ❤

maheryvictorhugoandrianony
Автор

Tsara kosa. Grace. Tsinjo kely mba nahaizako azy 😊

jujupat
Автор

Merci bcp Johan blouts j'aime trop ton chonson

roelrabearimalanto
Автор

Mampilatraka ranomaso mihintsy le ily fa merci🥹🥹🥹🥹

LetiziaTassile
Автор

Zany ka hira ♥️♥️❤️❤️
Ao tsar less 💪👏

cedricnyaina
Автор

Avy aminle bandy keli nihira tamin Facebook ini ko no nidecouvreko an’i Johan blouts 😍.Tsara be le vazo o .Tohizo hatrany

rianalakarina
Автор

J'adore le style c'est cool,

elfymiharintsoa
Автор

ohatrany efa niainako zany ity hira ity tany ampianarana. Mifanena amin'ilay sipa aho amin'izao de hitako hoe nilaiko be mihitsy ny nandalovako ilay ratrapo kely hihihi.

razakasoanandraina
Автор

efa ao tsara lesy zandry fa tohizo a 👍👏👏👊🤛

rafanomezantsoaflorienfabi
Автор

Mlay b zik Anao ben ah mampadritsirotsy mhtsy maly 🤙🤙 six b

RavaonirinaRicardo-xctx