Farao - Raha avelanao ( Nouveauté clip gasy 2023)

preview_player
Показать описание
Anciennement connu au sein du groupe THT, Farao commence à s'imposer en tant qu'artiste Solo
Decouvrez son tout dernier Single
Farao - Raha avelanao (Clip Officiel)

Production : Chris tophe beatmaker
Studio : Blooky Studio
Réalisateur : FTJ

Contact : +261 34 39 020 59
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Raha mankafy Sphynx ianao dia ato indray ny vokatra manaraka

MalagasyMozika
Автор

Retrouvez les paroles ici

Refrain:
Avelanao aho ve raha mba hanonofy kely,
Hitantara amin'ny fihetsiko hoe afaho aho fa mijaly?
Indrisy mantsy aho tsy tia hakany intsony,
Satria ireo zioga efa nentiko anie tena mafy ihany.
Ka avelanao aho ve?
Avelanao aho sa ve tsy mety re?
Raha avelanao aho, dia
Mba mety hoe mba any aho no andeha hamikitra e.
Couplet 1:
Menatra aho no sady koa tia hanampoitra angamba,
Te hanafatra ihany e,
Izaho hitanao bandy iray toa mba tsotsotra nefa,
Izao solafaka ihany e.
Rehefa tonga any aho, hila vonjy e.
Aleo hanonofy kely hasambarana hoy aho.
Tena ho any aho, minitra monja e,
Mino aho fa rehefa any aho dia hahatsapa azy ianao.
Bridge:
Misy ary ve hitoerako oh!
Sa aleo avelako ho nofy ihany ny ahy?
Na izaho hilaza aza menatra oh!
Tia handroso aho fa misy ahiahy.
Refrain:
Avelanao aho ve raha mba hanonofy kely,
Hitantara amin'ny fihetsiko hoe afaho aho fa mijaly?
Indrisy mantsy aho tsy tia hakany intsony,
Satria ireo zioga efa nentiko anie tena mafy ihany.
Ka avelanao aho ve?
Avelanao aho sa ve tsy mety re?
Raha avelanao aho, dia
Mba mety hoe mba any aho no andeha hamikitra e.
Couplet 2
Mba sambatra ihany aho mantsy raha manantena,
Raha misy fitia ihany any afaka omena.
Fa any aminazy aho mantsy toa tsy harena,
Mangitakitaky ny hiala eo.
Tsy ahita hafa ankoatra azy aho ve sa,
Sa mety hoe tia be loatra azy aho ve sa,
Voafatotra sa voasazy aho ve wa,
Na mafy aza ve dia hiafy aho ve izany?
Bridge:
Misy ary ve hitoerako oh!
Sa aleo avelako ho nofy ihany ny ahy?
Na izaho hilaza aza menatra oh!
Tia handroso aho fa misy ahiahy.
Refrain:
Avelanao aho ve raha mba hanonofy kely,
Hitantara amin'ny fihetsiko hoe afaho aho fa mijaly?
Indrisy mantsy aho tsy tia hakany intsony,
Satria ireo zioga efa nentiko anie tena mafy ihany.
Ka avelanao aho ve?
Avelanao aho sa ve tsy mety re?
Raha avelanao aho, dia
Mba mety hoe mba any aho no andeha hamikitra e

MalagasyMozika
Автор

Na ilay son na ilay tononkira tena hoe tôp, tiko be mihaino azy. Bravo be tsy aiko fa aty @january 2025 za mihaino azy io

FelanahPurseed
Автор

Je comprends maintenant ces gens qui écoutent un morceau en boucle!😊

randriantodybazoly
Автор

Dia mieno hiranao za fa ity kosa aloha tena. Chapeau baina.

hanoukmitaha
Автор

Magnifique Chanson❤
Gros bisous de l'île Maurice😘❤

cathradegonde
Автор

Tena hita oe niangaliana mitsy lesy hira zany .top

Bekiraro
Автор

Tsara kosa ranga zany vazonao zany e! miandry ny manaraka indray....👍👏👊

tianjanaharyolivierandrian
Автор

Farao a gagné son premier Millions de vues sur YouTube 🇲🇬 C'est le premier exploit de THT pour la première fois et depuis des décennies [12 ans passés] 🙃💯❤‍🔥 Encore, Joyeux anniversaire Farao 🎊🔥 Et la chanson "Raha Avelanao" atteignant le 1M de vues est son premier cadeau pour cette année ✨🏆 Tohizo foana ry zalahy Un peu similaire à "Itantarao" de THT

royysantatra
Автор

tena tsara!!! en boucle miints iz ty ato ❤‍🔥❤‍🔥

sendratsikimaminjatovo
Автор

Tena oe en boucle 😊😅
Miheno hira 1 hafa dia miverina indray
J'adore ❤

atelierboisrivomanana
Автор

Hello la famille, notre premier morceau de 2023 "hifikitra" à retrouver ici...N'oubliez pas de liker et de partager

MalagasyMozika
Автор

Slow tena mety be am Farao, tena milay be..

tafitanomenjanahary
Автор

Efa henoko mandeha eny rehetra eny fa zao za vao tena nihaino azy.
tena kanto rangah na feo na tononkira.

Mankasitraka

valisoatiako
join shbcf.ru