DOM RASOLO- Ampitao aminy

preview_player
Показать описание
Ampitao aminy par DOM rasolo, Juillet 2016
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Avy amin'ny fo zany fitiavana zany, hono hoe Maniry ny anilanao Lazao izy fa nitsiry tao anatiny, hono hoe Tsy zakany hokobonina Mba anontanio azy Fa rahoviana no hamaliany azy Fitia mamy ny azy, hono hoe Tsy manery fa miangavy Tsy maintsy ho afa-po hono ianao ao anaty ny lakam-pitia Zaraina ny soa, hono, ianao Ary hitoetra mandramaty Ianao ihany no hany tokana tiako eto an-tany Avelao ny fonao hamoaka ny taratra hazavana Ampitao aminy zay mba tiako ambara Fa lasany any ny foko nataony amboara Aleo 'zaho ho anao ihany Fa 'zaho efa voanao ihany Tsy mahita tory Fa lasa vinany, hono hoe, Mieritreritra anao Raha misy mampahory Aza mitomany zany, hono hoe Fa izy no atao herinao Ho voatambitamby, Ho voky fitiavana sy teny mamy Tsy ho leo sangisangy Feno tsiky foana foana, hatrany hatrany Mba lazao azy ary, Mba lazao hono hoe Izy hono tsy hiova fa eo anilanao eo foana Tsy hiova fanahy Tsy hiova fo Mahazo matoky fa tsy ho voafafan'ny taona Ampitao aminy zay mba tiako ambara Fa lasany any ny foko nataony amboara Aleo 'zaho ho anao ihany Fa 'zaho efa voanao ihany Ampitao any, ampitao any moa Ampitao aminy zay mba tiako ambara Fa lasany any ny foko nataony amboara Aleo 'zaho ho anao ihany Fa 'zaho efa voanao ihany

rakotonoelyfaby
Автор

2 taona zay za no nitady anzay hira zay❤ zao vo hita ka tena tiako lotra❤

Max-uxbc
Автор

tsy mety leo an'ity hira ity mitsy e, mankasitraka fa tena kanto

lydienadia
Автор

Ampitao aminy izay mba tiako ambara mbola henoina foana @ izao 2024
Any ianao izay e ❤

ScottyProsper
Автор

J’adore même en 2019 ❤️et à jamais aussi parce que mon copain m’as dédicacé cette chanson en plus le son est lourd ❤️🌹 chapeau 🤩

nathanielarandrianasolo
Автор

zany ka mpanakanto, miaina mihintsy ilay vazo👍👍👍

ramanarivoandry
Автор

Efa ela no nitadiavako ity hira ity 😍 Mankasitraka zala a...

RAKOTONARISON
Автор

Norme be ty vazonlah ty bro, tohizo lesy ny mozika aaaa

stevenherytianarazakandrem
Автор

Tsara lesy zan. Tena tsara❤❤❤❤ merci e❤❤

PenielaRemisaTsaramana
Автор

Saika latsaka mihitsy ny ranomasoko .. tiako be le hira na averina impiry ary ts makaleo

nirinaperlinevolasoa
Автор

mankasitraka :) zao vao henoko fa tena chapeau tompoko, , tena kanto

mickaellahjoelinoro
Автор

Milay tanga le vazu lah ry zoky DOM rasolo oh milay eh tik b 😉😂😉

andriantianasoljahkaylar
Автор

2021 mbola miaino anty hira ty iany za

nomenjanaharyraobelina
Автор

A mon meilleur pote qui est fou amoureux, efa lasany ny fony nataony amboara 😊😊

elianeramapiandra
Автор

mila remasteriséna kely ilay hira fa miady be

santamanantsiresyratefyras
Автор

Ho voatambitamby ho voky fitiavana sy teny mamy tsy ho leo sangisangy 😍😍😍 tiko lotra e, 🤭🧐😘😘😘😘😘😘😘😘

nixfianar
Автор

Adoro questa canzone, mia sorella la canta sempre ❣️

andrearasoanantenaina
welcome to shbcf.ru