MAGE 4 sahy minia

preview_player
Показать описание
Hira vaovaon'ny tarikaMAGE 4 @izao fankalazana ny faha-25 taonany izao. Hira noforonon'i Ken, na ny tonony na ny feony, miaraka @ arrangement nataon'ny tarika iray manontolo
Horonan-tsary novokarin'ny Sary sy Feo Malagasy Graphics
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Novembre 2024, Ken a quitté le groupe mage 4 depuis quelques mois déjà. Mais quand on écoute cette très belle chanson que Ken a lui-même composée, on est très bien convaincu que le groupe Mage 4 portera toujours la marque de cette voix tellement belle et originale ! " Hira noforonon'i Ken, na ny tonony na ny feony" nous informe ici Razafindralambo Rojo. Le talent de Ken aura marqué toute une génération de fervents du rock malgache. Les deux voies se sont séparées. Bonne continuation au groupe, mais aussi, et surtout pour moi dont l'admiration pour lui est totale, une grande réussite à Ken dans sa nouvelle aventure artistique ! Et je lui fais confiance pour cela.

AimeeFELIX-yixf
Автор

F'efa iray ihany dia ampy ho ahy hampisedra ny ho avy!👍

mialinoroonjalalaina
Автор

tiako loatra ity hira ity, merci Mage 4

hervelala
Автор

tiako loatra ee.merci ken et au groupe mage 4

irenenarijesyramanampiaro
Автор

Tsara ny hira!!! tsara ilay rakitsary vaovao!!!! faly miarahaba ny tarika amin'izao faha-25 taonany izao fa mbola mijoro sy eo foana hatrany! faly miarahaba ny mpikambana rehetra na ireo mandrafitra azy amin'izao fotoana izao na ireo efa tsy eo intsony! na ireo nandalo kely ihany koa! MAGE 4 daholo izany rehetra izany! izahay mpankafy mbola eo foana e! ho ela velona ny tarika MAGE 4 ho ela velona ny rock malagasy ho ela velona ny kanto malagasy! mankasitraka e! samy faly

miirak
Автор

Ankafiziko loatra e! afa-po tamin'ilay concert teo :) Mankasitraka e

tahinamalalaandrianifahana
Автор

tsara letsy dada a! samy faly foana e ! mpankafy fahiny

njararakotoson
Автор

Mety misy angamba any ho any fo iray sasa-miandry😍

mialinoroonjalalaina
Автор

Tsy à l'aise mihitsy i Ken amin'iry clip ity. Tsy hita eny @ endriny ilay "mahatsiaro sambatsambatra".. tsy tiany ngamba ity hira ity a😅

Redminote-sr
Автор

Misaotra betsaka indrindra taminy ity hira ity d mankasitraka koa ary ho helavelona anie tarika mag 4😗😗

moniquerollanderazafindrab
Автор

tena tsara kosa alo le hira e mahay kosa izy e

haingorazoeli
Автор

Kanto foana, kanto hatrany, mlay foana ny mage 4

lovasoarakotonirina
Автор

mankasitraka fa tsara hatrany zalah a, , samy faly e

jessanthonio
Автор

Mage 4 fona e, mankasitraka anareo fa milay be

rexrasta
Автор

Ity no hira ny mage 4 anisan ny tena tiko 👍

yvesambinintsoaraharijaona