MAGE 4 - Miandry Aho (Official Video)

preview_player
Показать описание
"Miandry Aho" par MAGE 4, Juin 2024
Production : Ivenco
Auteur - Compositeur : Elysé
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Une vraie revisite de l'essence, de l'ancien Mage 4! Nos mémoires se ravivent hoe "Izay ilay Mage 4 d'origine, ilay taloha be, ilay saika tsy hita intsony!" - Bienvenue Toky, longue vie Mage 4!

onjarazafindrakotoo
Автор

ca me rappelle l'ancien Mage4 que j'ai connu, comme tout au début, tsara🖤

miranaminahandrianasolo
Автор

Tsara loatra nanaovan'i Toky an' ity hira ity❤❤

MbolatianaRAKOTOMAVOARISONA
Автор

Mlay be!
Betsaka no hiverina hitia mage 4. Avereno atao daholo dray ny hira taloha :)

hajaniainaandrianavalona
Автор

❤ Miverina tiko ndray Mage 4. Une fan avant l arrivée de Ken. Du vrai soft rock, tiko e

yasnt.
Автор

Tena mamerimberina mihaino ity hira ity aho fa tena miaiky an'i Toky. Voafehiny tsara ny maha Mage4.. feo ao tsara mihitsy. Tsy niala lavitra be an'i Ken izy. Tsy tsara koa nefa ny kopikole be. Ken am maha Ken azy Zay ary i Toky @ maha Toky azy Zay. Samy manana ny hanitra ho azy izy roa mirahalahy... Tsy itako Zay resy sy maharesy fa zareo tsy mpifahavalo. Milay lesy Toky fa tohizo aaa

Redminote-sr
Автор

Tena mandrotsirotsy sady mampanembona ny lasa🌹😍🦋🌸

iharilazah-yd
Автор

MIANDRY AHO

Namela soritra tato anaty ilay rangotry ny fitiavanao
Miraikitra tsy mety fafàna, vao maika mafàna
Nandrava toy ny rivo-mahery, ilay hasarotapiaroko anao iny
Lasa ianao nanalavitra ahy, Nisafidy ny ho irery.
Miodina miankavanana aho, toa sambatra ery ireo mpifankatia.
Miodina miankavia anie aho, toa mangingina, manirery ny aty.


Miandry anao aho satria TIA
Ny alahelon'ny omaly aleo ho rava
Ny fanantenako anie dia hiova fifaliana ireo tomany
Sasa miandry anie ny atÿ
Rehefa vonona ianao tongava
Hitsena ilay fiovana hatrizay
Aza miondana irery ianao any.


Mandrava toy ny tondradrano ilay kasitanana nataoko iny
Lasa ianao nanalavitr'Ahy, nisafidy ny ho irery
Hiodina miankavanana aho, rivotra mitsoaka mamelona tsiahy
Miodina miankavia velompanantenana ho doria.


Miandry anao aho satria TIA
Ny alahelon'ny omaly aleo ho rava
Ny fanantenako anie dia hiova fifaliana ireo tomany
Sasa miandry anie ny atÿ
Rehefa vonona ianao tongava
Hitsena ilay fiovana hatrizay
Aza miondana irery ianao any. (X2)

vanille
Автор

❤tongasoa o❤Tena niverina tamle Mage4 taloha nahafinaritra kely !!❤️❣️❤️

maheryfanantenanarabearima
Автор

Ça va be! Franchement, tena ça va. Arabaina ny tarika🫡🤘🏼👏👏👏👏👏👏

TojonaharyAndriambalohasina
Автор

j'adore.
Bienvenue Toky dans le groupe Mage 4

mireillefranciscaralaiante
Автор

Mipetraka lay Sonia nahafantarana ny Mage 4

rakotondrazakaparany
Автор

Otrany le mage 4 talohany Ken, tsara zalahy a👏

Mikaia
Автор

Ça promet, je valide.
Bonne chance pour la suite Toky.
Merci Mage4
👍

ainarakotomamonjy
Автор

Tsarakely ity touche vaovao Ty❤️ simple et efficace 🔥 nahay ianareo nisafidy azy🔥

Zaakey
Автор

ilay mpihira no niova fa ny nahafantarana an'i Mage4 hatramin'izay mbola tafapetraka tsara!
Mirary soa ny fitohizan'ny fiarahamiasa nareo de mirary soa an'i Ken ihany koa @ lalam-baovao noraisiny

AngeloANDRIAMIALY
Автор

Tsara eh mage4 tsy miala mankafia foana ❤

TokiBienssi
Автор

Tiko e, tena ilay Mage4 mitsy no efa tsara❤

RinaMaminiaina
Автор

Miandry anao aho satria tia ; ny alahelo omaly aleo ho rava, ny fanantenako anie de hiova fifaliana ireo tomany, sasamiandry anie ny aty rehefa vonona ianao tongava hitsena ilay fiovana hatrizay

franckandrianomenjanahary