Nate Tex Tsara tso drano © 2017

preview_player
Показать описание
Like , share , and don't forget to subscribe :)
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tsara zandry a, mankasitraka e! tsy maintsy misy faona ny tena hoe manan-talenta, fa tsy toy ireo mihirahira fahatany hiran'alika mampandihy vody fontsiny.

ramahita
Автор

je suis française et Jaime bien ta voix Nate tex bravoooo!

victoriaandrea
Автор

Mankasitraka indrindra eee. Tiko taterak le parole mbol apin le rythme sy n feony ko. Respect Nate a👌voaray le hafatra🤗🤗

julienarindra
Автор

Tononkira 🎵🎵
Aza aterina kory fa efa hoe hita ny lalana mody
Dia ianao lo tonio koa ny fo sanatria raha hoe hiantso tody
Fa fitiavana tsy hifanerena ka lasa izy aleo koa hande
Rehefa izay ve ny tiana, veloma ry tony fa ianao ko ve handa 'lay toky nomena najary any ankafa no lasa nitoetra
Dia ilay hoe "Tiako ianao" sofina hafa indray izao no mihaino azy Ianao tsy hanenina fa ho tantara ny vita rehetra
Veloma indray lo ny anio fa tsy ho ahy ianao
Dia izao 'ndray no tatidio fa nanome izay tsara indridra aho Nefa ilaina ny atsihaka na dia mamirifiry
Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary
Dia izao no tsarovy Nafoiny Tsara tso-drano ianao
Fa fitia vao omaly navelany hamono ilay afo nafana
Dia ilay fo feno anao napodiany nahatofoka tsy nahatamana
Na voady nekena narodany ianao hony tsy afaka intsony
Ka naleony nanidina fa ari-elatra hony ny fony Ilay toky nomena najary any ankafa no lasa nitoetra Dia ilay hoe "Tiako ianao" sofina hafa indray izao no mihaino azy Ianao tsy hanenina fa ho tantara ny vita rehetra
Ref:Veloma indray lo ny anio fa tsy ho ahy ianao
Dia izao 'ndray no tadidio fa nanome ny tsara indridra aho
Nefa ilaina ny atsihaka na dia mamirifiry
Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary
Dia izao no tsarovy
Nafoiny Tsara tso-drano ianao Veloma indray lo ny anio fa tsy ho ahy ianao
Dia izao 'ndray no tatidio fa nanome ny tsara indridra aho
Nefa ilaina ny atsihaka na dia mamirifiry
Mbola arora anie ny faikany na mamy ary ny fary
Dia izao no tsarovy
Nafoiny Tsara tso-drano ianao

dalhyrazanakoto
Автор

tokony mianatra ohatran i Nate daholo aloha ny mpihira rehetra vao tena mihira.Ra mijery ny hira nataony taloha sy amin'izao tena hita be mihitsy hoe nivoatra be sady tena mahafinaritra. Mirary soa fa tena tsara e! Miakary amin'ny avo be @zava-kanto e! Mba aza mivadika commercial rehefa any aoriana fa mijanona amzao :D

jennyvaniah
Автор

Tiko loatra ity hira ity💕, ary tiako ho hay par cœur 💕Merci Natex, eny na dia mampitomany ahy foana aza, satri de hoatran'hoe fiainako izany no nitantarainao😢

randrianatoandrobaholyherm
Автор

Roviana ny Anniversaire nate tesx fa tsara b dit hosana dahaolo❤❤

mihantaandrianaivo
Автор

Tena tsy mety leo an'ito hira ito ah. Tsara loatra 😍

tambykwell
Автор

Avo razana lesy zany talentan'ialahy zany, aza adiko ny hira fiderana.

andorabemananoro
Автор

tsara le inspiration anlah lesy bain, surr dia mankasitraka e!

heriniainaratsirahonana
Автор

Zany ka tena hoe zava-kanto! Mandona be ahy lay hira 😍😢

hariniainamu
Автор

Tsara Be, sady atsiarovako an'izay cousineko zay, tohizo f tsar lay talenta ry nate a

harimananadimby
Автор

Waouh 😮😮
J'adore, lasa henoko fon le izy💕💕

rasontsimbina
Автор

Mbola tsy mankaleo ahy ny mihaino ity hiranao ity hatramin'izao 🇲🇬❤️

happy_lalaina
Автор

Ndriii ... tsara lotra ty hira ty❤
J'écoute en boucle depuis un moment avec mes colocs👍

diamondraraandriamanantena
Автор

Nafoiny, tsy tsara tso-drano i'anao ... 🤩🎧

hanitrasehwi
Автор

tsar le hira fa enao kus Nate otrany manala b anle sipa nef izy ar ef mapalaelo!hihihi!milay ka!

maevaravelomalala
Автор

Manja be e! Tena tsara! Tiako ny timbre aloha. Tiako ny arrangement. Tiako ny paroles.... Tiako e! <3 Bravo Nate Tex

malalanirinarakotomavo
Автор

Surrr lesy Nate e!!! Ho tafita elah.. huhu.. okay 👊☺👊

mickayajr.
Автор

Tena tiko be le hira mahay mihira le olona bravo ❤👏👏👏👏

lynnliang