Mahafinaritra loatra fa olona iray azo antsoina fohy hoe Fo..tiako foana izay tononkira rehetra..toa izany koa Micky vadinao..mifankatiava hatramin ny farany..Fantatro fa samy olona tsara sy voataiza ianareo roa, nakamban Andriamanitta..Minoa an izany anaka.Tohizo ny mozika fa ataovy fomba tsaratsara kokoa, tsy voatery mandray zavatra ratsy..Ankafizin'ny fianakaviako rehetra ny hiran i Nate Tex sy ireo noforoninao sy Micky..hendre tsara amin jzay zanako!! Afaka miova ny olona reheyra..ampiataho amin ny Finoana an Ray any andanitra.Miiaraha mamindra Aminy manomboka izao. AMPITIAVANA FOANA❤❤❤❤
Avy aty Etats Unis
lantoandriamiharisoa
Ela ny ela, nahita hira gasy kanto ihany. Tena tsara be, mankasitraka e!
diamondraa.
J'adore tena tsara e Mankasitraka Nate Tex... DavBoss974
davyrakotopare
nitsiry iany ilay voa kely nafafy!! lafatra loatra re ilay tonony!! tantara mamiii! je te kiff grave Nate Tex
ranaivoharisoazaratianaodi
Tena mankasitra Nate Tex tena norma letsy ny vazonla sady tena mampivibre ny aty fanahy Merci
lalainaoellaparadisahamour
Mankasitraka be Nate tex @ ilay Kanto, miteny mihintsy ny tononkira
arlinehaingominarisoa
Tiako erý! 🥰 tiako le gadona tena artistika tsy otran ny faheno andavanandro 😍 grande fan de Montréal 🙌
tatianashirleyrazafindrets
tena artista ianao. sady tsara ny tononkira no tsara ny feon-kira. misaotra dia mirary soa foana Nate tex.
henintsoaramamonjisoa
Taraiky foana e :-). Tena hoe zay mipoatra dia love foana. Tahian'ny Tompo hatrany amin'ny talenta hananao. Mankahery hatrany amin'ny lalana izay alehanao.
sistersredaction
ilay izy manonona anarana no tsy dia nahavoazako azy loatra nefa hira tsara vaotra ilay izy.