filmov
tv
Stephrambi _ Mila anao _ (Vizualizer)

Показать описание
MILA ANAO (Tononkira)
Manomboka indray ity andro vaovao
Tsy toy ny omaly fa rahona no ao
Reko mavesatra ny soroko
Mihaino hira kely aho mba tsy harary andoha
Leo ny azakazaka atao indraindray
Na dia mibaliaka aza ny andro iray
Mandray karama, mandany avieo
Pi-maso in-dray de,... nankaiza izy teo
Miezaka ihany aho ho tsara kokoa
Endrik'ivelany maha afa-po
Manintona maso kanefa ilay fo
Marary mamitaka tsy ahitana soa
Mila anao, tsy ampy anao
Mba hanasitrana, ho fialofana
Mila anao, tsy ampy anao
Ilay tongalafatra, tsy misy toa Anao
Tsy ny heriko kay no mahatonga ahy toy izao
Tsy mafy aho f'ianao ilay ao anatiko ao
Tsy avy amin'ny asa na ezaka be
F'ianao 'lay nanavotra no rehareha
Miezaka ihany aho ho tsara kokoa
Endrik'ivelany maha afa-po
Manintona maso kanefa ilay fo
Marary mamitaka tsy ahitana soa
Mila anao, tsy ampy anao
Mba hanasitrana, ho fialofana
Mila anao, tsy ampy anao
Ilay tongalafatra, tsy misy toa anao
Mila anao, tsy ampy anao
Mba hanasitrana, ho fialofana
Mila anao, tsy ampy anao
Ilay tongalafatra, tsy misy toa anao
AC : Stephan Rambinintsoa
Musiciens : Loic Rabeharivelo, Fandresena Todisoa
DA : Stephan Rambinintsoa
Cadreur : Fandresena
Producteur : Zik No Limit
Studio d'enregistrement : E-Rec
Ingénieur de son : Jersy Razafindrabe (POUM)
Manomboka indray ity andro vaovao
Tsy toy ny omaly fa rahona no ao
Reko mavesatra ny soroko
Mihaino hira kely aho mba tsy harary andoha
Leo ny azakazaka atao indraindray
Na dia mibaliaka aza ny andro iray
Mandray karama, mandany avieo
Pi-maso in-dray de,... nankaiza izy teo
Miezaka ihany aho ho tsara kokoa
Endrik'ivelany maha afa-po
Manintona maso kanefa ilay fo
Marary mamitaka tsy ahitana soa
Mila anao, tsy ampy anao
Mba hanasitrana, ho fialofana
Mila anao, tsy ampy anao
Ilay tongalafatra, tsy misy toa Anao
Tsy ny heriko kay no mahatonga ahy toy izao
Tsy mafy aho f'ianao ilay ao anatiko ao
Tsy avy amin'ny asa na ezaka be
F'ianao 'lay nanavotra no rehareha
Miezaka ihany aho ho tsara kokoa
Endrik'ivelany maha afa-po
Manintona maso kanefa ilay fo
Marary mamitaka tsy ahitana soa
Mila anao, tsy ampy anao
Mba hanasitrana, ho fialofana
Mila anao, tsy ampy anao
Ilay tongalafatra, tsy misy toa anao
Mila anao, tsy ampy anao
Mba hanasitrana, ho fialofana
Mila anao, tsy ampy anao
Ilay tongalafatra, tsy misy toa anao
AC : Stephan Rambinintsoa
Musiciens : Loic Rabeharivelo, Fandresena Todisoa
DA : Stephan Rambinintsoa
Cadreur : Fandresena
Producteur : Zik No Limit
Studio d'enregistrement : E-Rec
Ingénieur de son : Jersy Razafindrabe (POUM)
Комментарии