Stephrambi - Tspik - Lasa aho (Lyric Video)

preview_player
Показать описание
Tiako loatra Out Now :

Follow Steph Rambi
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tsara be daholo ny sary, ilay hira koa mampite-handeha be (mbola tsy hay aloha hoe aiza), fa ny nofinofy no alefa aloha mba ho tanteraka indray andro.
Mankasitraka amin'ny fizarana e!

tsuhary
Автор

TSy j'aime fotsiny fa j'adore mihitsy, miaraka amin'ilay vidéo <3

ralaymalala
Автор

ao tsara Steph aaa, lay video lyrics koa tena Top bravo!!!

jakinatafitanjanahary
Автор

Ma musique de Réveil chaque matin ❤❤👌😂🤣🤣

miome
Автор

Tsara ilay mozika merci stef rambi, fa lasa aiza marina moa io. ?

razanakotostephen
Автор

Franchement, vous êtes chauds les gars ! J'adore. Continuez comme ça....un grand respect

ethanfotsiny
Автор

Efa tonga ve ? Mba andefaso mésazy réfa tonga e! :-)

MrRadoChristian
Автор

J'aime beaucoup le style de musique 🎶

MimiRaj
Автор

Masoandro mody = mbola miandry ☺
EFA LASA AHO = Tonga ihany 😉

mo.u
Автор

Misy air na john oabmar b lotra ndray ty hira ray ty .... je dis ca je dis rien .

gasysoul
welcome to shbcf.ru