HO ANAO - Narilanto Rabesson

preview_player
Показать описание
Inside Out Worship Music ©

Lyrics
HO ANAO

VERSE
Ianao no fiandohana, Ianao no fiafarana
Efa nisy hatrizay, ary ho mandrakizay
Mifandray lalina, Ray, Zanaka, Fanahy
Efa toy ny feo iray, Ilay Telo izay Iray,

PRE-CHORUS 1
Endrey ny hatsaran’ny fiarahany
Endrey ny hamamin’ny fiombonany

CHORUS 1
Ho Anao ny fiderana atolotray
Ho Anao ny hira izay asandratray
Dera, laza, voninahitra, ho Anao, ho Anao

PRE-CHORUS 2
Endrey ny hatsaran’ny fiarahany
Endrey ny hamamin’ny fiombonany

CHORUS 2
Ho Anao ny fiderana atolotray
Ho Anao ny hira izay asandratray
Dera, laza, voninahitra, ho Anao, ho Anao

BRIDGE 1 (x2)
Haleloia, Haleloia, ho Anao Ray sy Zanaka
Haleloia, Haleloia, ho Anao Fanahy Masina

CHORUS 2
Ho Anao ny fiderana atolotray
Ho Anao ny hira izay asandratray
Dera, laza, voninahitra, ho Anao, ho Anao

Narilanto - 01 06 20
Рекомендации по теме