NY AVO 'VITA SEDRA'

preview_player
Показать описание
Nouveauté Evangélique 2019
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Misaotra an'Ilay avo indrindra naniraka ny mpanompony hanome hery ireo marefo. Misaotra amin'ny fankaherezana. Mitomboa talenta hatrany, hanandratra Ilay avo indrindra.

fitempo
Автор

Efa nandalo teo daholo
Ireo fahoriana sy fijaliana
Fa toa tsy mahataitra ahy intsony izany Fahantrana sy tsy fisiana.
F'izaho mbola eto ihany,
Mijoro hatrany
Satria ny Andriamanitro tsy hampitondra ahy
Izay tsy zakako izany.

Ref: Na inon-kidona na inon-kiatra
Izaho mbola hitraka
Na hisesisesy hamely aza ny ady
Izaho efa zatra
Ny afon'ny finoako tsy ho faty intsony,
Fa hiredareda
Ho porofo izany f'izaho dia mpanompo efa vita sedra.

Lasa nandao ihany koa
Ireo olona akaiky ny fo
Noesorina tamiko avokoa izay
Kely mba fananako
Izaho mbola eto ihany,
Mijoro hatrany
Satria ny Andriamanitro tsy hampitondra ahy
Izay tsy zakako izany.

Ref: (x2)

Na n'inona n'inona hangeja,
Izaho efa vita sedra.
Na inon-kidona na inon-kiatra
Izaho mbola hitraka
Na hisesisesy hamely aza ny ady
Izaho efa zatra
(Ny afon'ny finoako tsy ho faty intsony, fa hiredareda.)
Ho porofo izany f'izaho dia mpanompo efa vita sedra.

(Izaho dia mpanompo)
Efa vita sedra

priscilliafranckie
Автор

Satria ny Andriamanitro tsy hampitodra ahy izay tsy zakako izany 🤍
Ny afon'ny Finoako tsy ho faty intsony fa hiredareda
Ho porofo izany f'izao dia Mpanompo efa vita sedra 🙏
Misaotra fona Jesoa oh

TELINAHARILANTO
Автор

Tsara jesosy, mankasitra groupe ny avo fa tena réveiller be izahay am le hira

faniryrakotonirina
Автор

Tsy lany mamy ty hira ty amiko fa nanohana ahy fona hatramizay 😍. MERCI ❤

winiesoavazaha
Автор

Midera ny Tompo amin'ny talenta tsara be nomeny an'i Rojo!! dia mirary an'i Rojo ho tonga amin'ny Avo indrindra dia miroso hatrany ny dia annn!! ny mihemotra atao TSARA BE DAHOLO NY HIRAN'NY groupe Ny Avo rehetra!!!

volahasinarandrianantenain
Автор

Tena zanak'Andriamanitra malalany avokoa isika, raha resy lahatra. Misaotra indridra fa tena mamy toka ny mihira ho Azy!

grelletvonjiniaina
Автор

Tsara lotra
Misaotra @ fitoniana fampaherezana
Na ino kidona Na ino kiatra zaho mbl hitraka 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏

ascfaascfa
Автор

Tena tiako be mihitsy ito hiranao ito, mapahery be foana sady mampatsiaro fa tsy mba madeha irery izany fa ny tanan'i Ray eo foana mitatana

sandielivaherilala
Автор

D enga anie ho tena vita sedra amin'io hira évangélique io tokoa ise Rojo, ka mila mahery sy mitraka hatrany @ fitoriana rehetra mbola miandry.

jauphinelie
Автор

❤ tena mampientampo, tsara loatra ilay Andriamanitra ntsika

FanjasoaZamire
Автор

Mankasitraka ho an'Andriamanitra ihany anie n'y voninahitra, ❤❤❤❤

MendrikiniavoRavakiniaina
Автор

Na inon-kidona na inon-kihantra izaho mbola hitraka ... Mpanompo efa vita sedra. Marina loatra

priscillarajoovero
Автор

Misaotra indrindra mampiasa ny talenta omen'ny Tompo ho fampaherezana ny hafa.Mankasitraka!

mamisoarazafitsiferana
Автор

Na ino kidona na ino kiatra za mbola hitraka.... Ho porofo izany f'izaho dia mpanompo éfa vita sedra !! Mankasitraka bdb @ t'y hira t'y fa tena tsara be ny feony sy ny 'Lay tonon _ kira😘😘

vonisoarosaandriamandanona
Автор

Tena hoe tsitako tsony ze ambara fa tena hoe fiainak mantolo😢😢😢❤❤❤❤

MAMINIRINAOLIVIERRAJAOBELINA
Автор

Chapeau lesy fa tena mandona be ah ty vazonlah ty!! Milay elah! Miakara @ avo indrindra.

hajarasamoelina
Автор

Ny afo ny finoko dia tsy ho faty intsony fa hiredareda, Ho porofo izany f'izaho dia mpanompo éfa vita sedra

randriamiarintsoafanantena
Автор

tena tsara e! hainao ny nintrandraka ny talenta nomen'i Jesosy anao.

tojoarilalagilbert
Автор

😭😭😭😭 mankasitraka, misaotra jesosy amen

tarampahazanajerosa
welcome to shbcf.ru