Groupe Ny Avo - Voady - Clip Malagasy Evangélique Nouveauté 2018

preview_player
Показать описание

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tiko lotra tsara l lotra enao Jesosy
Hitianao sy anompo anao aho mandrampiala ny fofonay are andro atrany ny diako fa ny henotra de tsiatako na dia maro aza ny mpanenjika alleluia
MAKASITRA FENO ANY GROUP AVO tahiny Jesosy atranany amen🙏🙏🙏🙏💗🌷🌹

oliviatsara
Автор

Groupe ny Avo forever.... tohizo hatrany r reto a fa milay be nareo a! Voninahitra ho an A/tra irery ihany!

rahmatali
Автор

Izay aho vao naheno ity hira ity.
Tena tiako be.
Henoiko en boucle ato.
🤲🤲🤲❤️❤️❤️🙏🙏🙏

SFM
Автор

Na enjehina aza tsy hivadika aminao

na dia somparana aza tsy hisaraka aminao

N'inona n'inona hanjo
Ianao no tokiko

hitia sy hanompo anao aho

mandra-piala pofon'aiko

Hitory ny hatsaranao sy ny asanao ry Raiko


Lehibe ilay Andriamanitro. Voninahitra ho Azy irery ihany. Amen

nivorandriamangamalala
Автор

Na inona na inona hanjo, Ianao no tokiko. Hitia sy hanompo anao aho mandrapiala ny fofonaiko, hitory ny hatsaranao sy ny asanao ry Raiko.
Tsara ny manaradia ny Tompo. Deraina jesosy.

boyerjeandaniel
Автор

Na ory na manana aho, d' efa voatendrinao... Merci JESUS

ratsimbalalatianah
Автор

Tsara ny midera an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny talenta sy ny hatsaram-peo ! 👏👏👏

birdconnor
Автор

I am indonesian, first I think this song and the people is from timor in indonesia...the song the music sound like familiar, even i not understand the language, i felling so close.. I think I can sing this song so good if trans-let to indonesian.. an oh my god you are in madagascar

alfigenk
Автор

Efa voairaka hanao ny Asan Andriamanitra marina ianao .... henjana be le timbre vocalnao...Mahefah be am asa ftorina ny Evanjely ankira

sheimaclarence
Автор

AMEN, aoka samy hiorina mafy tsy hisy hiova fa efa atomotra ny faran'ny zavatra rehetra...

lalainarob
Автор

N'inona hanjo tsy hisaraka Aminao <3 voninahitra ho Jesosy irery ihany.

ravelomanantsoaantsa
Автор

A worship song titled: " Vow" ( my vow) . Lord i vow and promise to follow you no matter what life may bring: hatred, attack, trials whatever the battle i face i' ll always love and serve you for the rest of my life." in a nutshell. Stay blessed everyone.

JustJacquieR
Автор

Très belle voix ❤, et parole, ,, merci 🙏🙏🙏

nirinanellah
Автор

misaotra t@ paroles amin'izay mba manaraka izahay ! encore merci pour le

dominiqueramiarisoa
Автор

Roso tsa mipody koa hoy ny avy agny Fianara zay n'inon n'inon mihatra! Mankasitraka eee

valisoasambo
Автор

misaotra betsaka fa tena mampahery o! sady tena tsara be le clip, mankasitraka tompoko o!

sisifara
Автор

Tiako be ny REHETRA !!! arrangement musical et vocal !! lafatra be

paubertjeta
Автор

Tsara be le fampiaraham-peo j'adore merci

emierasoamanarina
Автор

Efa nojereko daholo clip fa gaga be izaho hoe ny fampitahana va zava-dehibe sa ny vontoatin'ny hira. Amiko tsy ny mpihira no jerena fa ny fitoriana atao. Mampirisika Ny Avo hanohy ary enga anie ka hitory hatrany izay tsy ao intsony.

sigorodoragema
Автор

Tegna tsra be hira tohizo fa tsara ❤ ❤ ❤ ❤ ❤

nayraeskanya
join shbcf.ru