Rojo Ny Avo & ROVA 'OMANO NY MANDRAKIZAY'

preview_player
Показать описание
Nouveauté Evangelique
Clip Officiel Septembre 2020
Комментарии
Автор

OMANO NY MANDRAKIZAY
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra

rojonyavorojonyavo
Автор

Tsy isany mpiondana evanjelika loatra aho, saingy raha vao Rojo Ny Avo, dia ankafizina foana.
Mahefà be, amin'ny fitoriana filazantsara ankira.

fabricefaniry
Автор

VONINAHITRA ho an'ny JESOSY TOMPO IRERY ! Mbola TSY TARA ....Andao ary HIOMANA ho amin'ny MANDRAKIZAY miaraka AMINY ! AMEN !!!

johch
Автор

Tena latsaka ato ampoko le tononkira omano n'y mandrakizai driii tsara n'y midera n'y tompo 😢 misaotra jesosy ôoo merci nareo de tahiny tompo daholy

coletclara
Автор

Mankasitraka e!tsy maintsy ho tonga ilay daty, omano ny mandrakizay

rakotojoelinahanitriniaina
Автор

tiko lotra misaotra Jesosy a, ny voninahitra anie dia hoanao irery ihany 😭😭😭😭
Mankasitraka nareo roa lahy ho tahin Tompo anie nareo
Marina daoly zany🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻
Omano ny mandrakizay💖💖💖

alyssahashelley
Автор

Tsara loatra e, mankasitraka dia mtomboa talenta hatrany ao amin'i Jesoa Kristy

miranaramiliarijaona
Автор

mi toucher ana mihitsy ty hira ty!
NDAO RE OMANINA NY MANDRAKIZAY E, sa tsy zany?
GLOIRE SEUL A DIEU!

tiavinaramiarintsoa
Автор

Mahagaga, mahonena loatra
Ny zava-mitranga miseho
Marobe tafahoatra
Ireo olona miantso hoe vonjeo
Mitaraina matahotra mafy
Sao harary, sao dia ho faty
Tsy fantany mantsy
Na ho ela na ho aingana
Tsy maintsy ho tonga ilay daty.
Mahagaga, mahonena loatra Ny zava-mitranga miseho
Marobe tafahoatra Ireo olona miantso hoe vonjeo
Mitaraina matahotra mafy
Sao harary, sao dia ho faty
Tsy fantany mantsy
Na ho ela na ho aingana
Dia tsy maintsy ho tonga ilay daty.
Ref: Tsy ho ela intsony ilay fotoana
Hifarana izao rehetra izao
Miomana sy miambena foana
Tsy maintsy ho tsaraina zaho sy ianao Fandalovana ihany ny tany
Miserana mihelina ihany
Mbola tsy tara fa averiko indray
Omano ny mandrakizay. Mahagaga sy mampalahelo
Marobe ireo misafidy ny helo
Mahavariana, f'ilay Paradisa tsy vidiana Nefa tsy rarahiana
Voalaza fa ny olona any am-parany any
Dia mpandoka tena sy miavona am-po, Ratsy fanahy Manompo vola sy harena.
Ref: Tsy ho ela intsony ilay fotoana
Hifarana izao rehetra izao
Miomana sy miambena foana
Tsy maintsy ho tsaraina zaho sy ianao Fandalovana ihany ny tany
Miserana mihelina ihany
Mbola tsy tara fa averiko indray
Omano ny mandrakizay.


Tsy ho ela intsony ilay fotoana
Ho potika izao rehetra izao
Miomana sy miambena foana
Tsy maintsy ho
tsaraina zaho sy ianao (zaho sy ianao) Fandalovana ihany ny tany
Miserana mihelina ihany
Mbola tsy tara fa averiko indray
Omano ny mandrakizay.

Mbola tsy tara fa averiko foana
Tsy ho ela intsony ilay fotoana.

Mbola tsy tara fa averiko indray
Omano ny mandrakizay.

priscilliafranckie
Автор

Mankasitrak fa tsar be lay hira
Fandalova ny tany
Omano ny mandrak'izay 🧎‍♀️🕊🙏
Voninahitra hoany Jesosy irery ihany

ascfaascfa
Автор

Tiko loatra, ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra mandrakizay, Amen, , mankasitraka,

chavillevely
Автор

Mankasitraka indrindra . Mbol ts tara toko raha zao no miomana ny mandrakizay .

rahantacarrinejerimina
Автор

Mankasitraka e merci mahafinaritra tohizo hatrany ny fiderana

celestinrakotoasimbolaheni
Автор

tohizo hatrany ny talenta fiderana an ny tompo voninahitra ho azy irery iany

alphonsemarcellinorakotoar
Автор

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany, Tena mampisaina be okay Hira, mankasitraka tompoko, OMANO NY MANDRAKIZAY

felanaraharintsoa
Автор

Misaotra indrindra
Mandalo tokoa izao fiainana izao, mila manomana ny mandrakizay

andrianavalosolofo
Автор

Mbola tsy Tara fa homano ny Mandrakizay
Makasitraka indrindra
Voninahitra ho an'i jesosy irery ihany 🙏🙏

diamondra
Автор

Amen isaorako ianao jesosy fa manome ahy fanairana fona

RazakaharisoaClarasedran-ujvd
Автор

Mandalo izao fiainana izao sy ny filàny fa izay manao sitrapon'Andriamanitra no maharitra mandrakizay...Mankasitraka fa tena tsara le hira

rahajanisainanatsioritafit
Автор

Amen misaotra betsaka fa tena tsara be ilay tonon-kira de tahiny Jesosy nareo mitombo atrany aminy Fahasoavana Tompo homba anareo Amen.

meramera
welcome to shbcf.ru