Tanjona Randrianarivelo - Safidy (Clip officiel)

preview_player
Показать описание
Découvrez le tout nouveau clip de Tanjona Randrianarivelo (Safidy)

Abonnez-vous à ma chaîne.

Réalisateur : FTJ Prod
Studio: S Alan record
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tena efa tsy maharaka intsony mihitsy aho izany !!! Izao aho vao mahafantatra an'izany hira milay be izany !!! Chapeau l'artiste !!! Lafatra 🙌

rantorasolonjanahary
Автор

Hira tiko indrindra tamty taona.ty❤.merci fa tena mlay

ericmanana
Автор

Woao, milay be le hira na de taraika izahay vao naheno

rowelyvan
Автор

Mérites millions de vues ❤️❤️ tsara be sady tafita hafatra ❤❤❤

anichanirina
Автор

kiass bro😍tsara atao ouverture @mariage ty hira ray ty

diarymandresyralalarimanan
Автор

tena tiko loatra ary tiko henoina foana❤❤, tena latsaka kel n ranomasoko tam naheno azy io voloany😢❤, tohizo fa tsarabe❤❤

solomamyrazafindrabe
Автор

Tsara be sady mahafinaritra, tohizo hatrany.👍

robenamaminasoloniaina
Автор

Tsara lesy ty vazony Lah ity mbola ity aloha no Meilleur amiko atraminy zao ❤

lucasandriamanampisoa
Автор

tena hoe tiko lotra, tena tsara eh, mankasitraka ❤

MiranaAndriasy
Автор

Tsara be le hira, mankasitraka hatrany fa tena tiko be 🥰🥰🥰

onjatianarasolofomanana
Автор

Mamy lotra ilay hira ❤ aty an-tany lavitra aty miheno azy tena mafonja ilay hafatra ❤️

ramanantsoanyavo
Автор

C'est vraiment le top.. mankasitraka 🙏❤️

NavalonaAndriamandroso-yeiy
Автор

Tena tsara ilay gadona, tononkira, feony, feno ny hafatra. Très honorable

MarcelTafitasoanantenaina
Автор

De ny tantaranay anie no lazainao!! tiako loatra e! <3

razanakotofitiavana
Автор

Tiko ary manana ny ho aviny mamiratra ity Tanjona ity, tohizo fa tsara ny kantonao

olivialalainanirina
Автор

❤❤❤tena hoe tsara, averina in-jato fa tsy mety leo😅❤

LydiaAndriambololona
Автор

Tiko be le izy fa mahay be nareo❤❤❤❤😘😘😘😘😍😍😍😍😚😚😚😚😙😙😙😗😗😗😗

MailgblPublique-fb
Автор

Taraiky be ny commentaire-ko, fa tena niaino en boucle aho fa tsara loatra, mankasitraka. 😍❤❤❤

rakotomalalalaingotiana
join shbcf.ru