Ljo - Za Maka Anao [Clip Officiel]

preview_player
Показать описание
Ljo - Za Maka anao (Clip Officiel)
.
Distribution/Edition @vibinurban

🔊 Davalt Record
🎬 Kevin Deris Director
🏠 Vib'in Urban
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Professionel, zany ahay tena artiste, Tony le tsy manao playback. 🎉🎉🎉

jackieharison
Автор

Tena kozy marina ty : mahay manao clip anao ary tena mahay mandrindra hira ihany koa, tsy mikoropaka fa milamina
Rah zah aloh de tena MAKA ANAO manokana, sûr rahlahy 🤛🤛🤛

marcellinrabemananjara
Автор

cava lets frerot!! za maka anao amin'ny mozika

naharisetra
Автор

Mahay mivoatra ny fotoana fitiavako anao mahay mitombo oh!na teboka kely taloha fa amzw izy ef vo maika norma ny son 😁😁😁 big respect

lejingolejingo
Автор

Star ko atramzay ka atramzao, merci Mankasitrak. Tohizo fa tsara. ❤❤❤.

fararamaroson
Автор

Ok Ljo, mirary soa hatrany e, tsara be foana

tanjonaandrianaivomiarisoa
Автор

Love love bé zah amty 😋😋😍😍 merci ma star❣️❣️🌟

tiffanizara
Автор

Chapeau foana rehafa Kevin Deris manao an'ilay clip 😍😍

rakotomalalarijanavalona
Автор

Ny joie de vivre izay apetrany ao anatin'ireny mozika ireny dia mahatonga ahy handroso hatrany ❤️🇲🇬Misaotra 😊

Sopramalagasy
Автор

Za maka antsika, Maé mivoatra fo fitiavako anw ❤️

sitrakamarindaza
Автор

tsara loatra...tena tiko...merci ljo...🥰😍💋❤❤❤

natachasaholinirina
Автор

Merci beaucoup ljo fa tsara be lay hira ✌️✌️👍🙏

stellabeatrice
Автор

Mmmm tiko be ...tiko henoina fona❤❤❤tsy Ako Alo ze olo 😠 TS faly ambadik any zah mak anw vadiko❤❤❤

RavakaRavaka-zfmj
Автор

Tiako rangah ty hira ity a🥰🤩❤
COUP DU COEUR indray ito aloha fa miandry Lyrics annn😉👌

sophieheriniaina
Автор

Good songs, congratulations. Belle créativité, vous êtes vraiment un artiste, na parole, na arrangement, le clip tena classe. Tohizo fa vous avez un talent

desireraharinirina
Автор

Zaho koa maka anao amy ty hira ty. Coup de coeur ❤🇲🇬

clarastone