VAOVAO MBS ALAKAMISY 25 JONA 2020

preview_player
Показать описание
VAOVAO MBS ALAKAMISY 25 JONA 2020
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Fiheboheboana tena betsaka ary tombontsoany irery jereny fa tsy ho an'ny vahoka mintsy

dorafanini
Автор

Ahoana ihany ilay CVO nisekosekona eran-tany fa manao miracle sy nanerena hosotroin’ny olona? Toa tsy mitsahatra midangana ny olona marary sy matin’ny Coronavirus? Amin’izay tsy misy fikarakarana ny marary! Tsy misy fahaizana mitantana na kely aza!
He TENA MANKASITRAKA AN’ATOA TODISOA ANDRIAMAMPANDRY IZAY TSY MIJANONA MIASA HO AN’NY VAHOAKA, HITA FA AMIN’NY FONY TOKOA NO HANAMPIANY NY MPIRAY MONINA AMINY! ANDRIAMANITRA HANAMBINA AXY MANDRAKARIVA!

gasytezitra
Автор

Inona indray ireto hoe GASYCAR ireto? MAMOFONA BIZINA INDRAY IZY IREO SATRIA TOA TSY VITA MALAGASY AKORY! TSY MISY ZAVATRA MAIKA LAVITRA NOHO IREO TOMOBILINA SY MOTO VE? TSY AMPY VE NY MARARY SY MATIN’NY CORONAVIRUS? TSY MISY FIKARAKARANA NY FAHASALAMAN’NY VAHOAKA SY NY FIJALIANY FA NY RENDRARENDRA NO ATAO LAHARA-MPAMEHENA! TSSSS!

gasytezitra
Автор

Any M/kara no mamokatra CVO sy fiara Gasycar hono fa ny toerana tsy fantatra hatramin’izao .Ao Androhibe sa Anatirova sa Mahamasina sa Ambatoloana sa Fianarantsoa sa aiza?
Ny depute sy ny journaliste sy ny mpanohitra dia mihaino fotsiny tsy manontany hoe aiza

guyras
Автор

Toy ny efa mahazatra dia mangataka ny mangarahara momban'ity LA2M sy GASYCAR ity ny Osy.
Taiza ilay vola dia ohatrinona? Ary laharam-pahamehana ve ireo?
Sao dia tokony ny hahatsara ny rova aloha no eritrererina?

bilakely
Автор

Misaotra BIGEM' J'Y hisolo milliards ny tany nihalany vola fanampiana nomenao ny piaravelona amintsika sahirana, aminy hatsarampo nao. Homba anao mandrakariva Andriamanitra. Amène

abiotterafilo
Автор

MAHATSIARO FAHALEOVAN-TENA TOKOA VE RAMALAGASY INDRINDRA AMIN’IZAO FITONDRANA IZAO? FANONTANIANA NO APETRAKAY KA AMBAVA OMANA AM-PO MIHERITRERITRA HOY NY FITENINTSIKA E!

gasytezitra
Автор

Velo-mpisaorana anao Atoa Big MJ, ho tafita soa @ny fiainanao anie ianao @izao fanampianao ny traboina izao!

gasytezitra
Автор

TSY MBOLA NISY FITONDRANA TENA MANGALATRA MANARAPENITRA NY VOLAMPANJAKANA SY NY FANAMPIANA AVY @ VAHINY TOY ITY !!! TSY MISY MANGARAHARA na TOLOBAROTRA na TOLOBIDY !! MITOHY MAMPIESONA ! EFA MANALA BARAKA °ny C.V.O dia MITOHY IHANY ny FANDREBIREBENA !!ZAO NDRAY " GASYCAR " FIARA SINOA TSY MISY MIVIDY DIA NOVAINA GASYCAR !!!! tena MAPME ! fa ny VAHOAKA no AMBAKAINA LAVA sa BABAKOTO tokoa ?

dood
Автор

Ino marina no tena anaty hatidoha ny mpanohitra ireto

zanakatsymijaly
Автор

NY 4 MI IZANY NO HAFAKA MILALAO ARENDRINA, SATRIA ENY NO TOKOTANINY 👋👍

niniratsimba
Автор

BLACK-OUT MADAGASIKARA, MAIZINA TANTERAKA NY TANINDRAZANA 🙈

niniratsimba
Автор

Mba manaova ohatra ny mpanakanto Big mj daholo.ny mpanakanto rehetra ao dago manome ny mpiarabelona fa tsy mangataka fanampiana refa marary toy izany koa ny fanjakana foza orana tokony anome fa tsy faly mihinana ny volambahoaka fotsiny ndrindra le minisitra be molotra vavy mpisolelaka

bloumgrond
Автор

Soa ihany fa tsy mpanohatra daholo ny olona raha tsy izany dia tsy handroso mandrakizay: izao ilay hoe vavan'olona very tadidy, kanefa nampitondra faisana.

rosoisika
Автор

EFA ANTSIKA I GASYTARA, SY NY ÎLES ÉPARSES. NOFINOFY, REVIREVY 😂

niniratsimba
Автор

Gasycar? Gasymkaly no tokony ho izy, hahaha

bpanther
Автор

Volambahoaka fotsiny,
Hita mihintsy ilay artiste Bg mj fa tany amerique, mlay eee fa ny sasany volan ny vahoaka majinika no hahavitana trano sy mampndeha ny fiainana kanefa mba maka tahaka ny artiste aty ivelany gah ireny artiste aty ireny tonga dia mandray andraikitra fa tsy be style hoe, artiste mlay eee i big mj zao no voalohany, aiza ireo miseho milay ireo? Tratran ity covid 19 io izao d efa miketrika spectale hanaovana kôfrôka be

bloumgrond
Автор

Aleo ihany le promesse t@ 2002 hoe mahazo 4L avokoa ny malagasy rehetra

mialyrandriarimalala
Автор

MAMPALAHELI NY TOETSAINAY ETO TOAMASINA
TEHUHAINA HOTEAN.IPOBINA ANY PAKISTA NY MOONINA ETO TOAMASINA
RAHA SAMY LIBRE ISIKA DIA SAROTRA NY HIJANONAN.IO CONVID 19 io
Raka samy mihiboka isika di mora ny manafona ilay aretina

solangelydiabazay
Автор

VAO TONGA TEO @NY FITONDRANA I RAJOELINA DIA LOZA FOANA NO MITRANGA, NO HONY AVENDRANANY FILOU DIA NY VAOHAKA NO MITONDRA FAISANA, MIALA @IZAY

niniratsimba
welcome to shbcf.ru