VAOVAO MBS ALAKAMISY 27 JONA 2019

preview_player
Показать описание
VAOVAO MBS ALAKAMISY 27 JONA 2019
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Amin ny herin taona indray
Raha toa ianao mbola tsy fay
Mba manaova manjamanja
Dia tongava eny AN KIANJA
Fotoana ataovy mafy orina
Mba hanaovany ny SORONA


....na izany kosa aza nefa dia mirary FAMPAHEREZANA FENO ho an ny fianakavian ireo namoy ny ainy, sy mirary ny SOA ary OMBAM PAHASALAMANA ho an ireo izay mbola mitsabo tena.

rakotomangananto
Автор

Io ilay toetra fa niseho eee, nga tsy mba afaka miditra tsikelikely ary moramora, ny any an-dafy na mijery baolina ireny tsisy an'izany fa isika eto no misy rivotra mihitsiny. Tsy mety ho tonga sainga ihany ilay gasy kely fa mampiseho ny toetra ratsy rehefa eny anatin'ny maro, toetra avy an-trano ireny !!!

JocelynTraiex
Автор

Mila manantona an' I Ravalomanana Marc ny tompon'andraikitry ny fitondrana anketriny am lafiny reehtra surtout ny sécurité 😊

luceraza
Автор

Ny loho-mborona no azo tapena maso @ny fihetsiketsehena ivelany dia ireo foza orana sy namany izany...

gasytezitra
Автор

Mino izahay fa efa vonona indray any @CENI sy ny HCC ireo anaran’ny kandidà handresy na ho ben’ny tanàna izany na ireo mpanolo-tsaina!

gasytezitra
Автор

Ary KIRINDY' ndrenin'ireo ve adala e ? MANINONA no dorana ny ALA ? Manimba zavaboary ! dia hijaly fa kere ao aoriana ao !

dood
Автор

Tokony hisy enquête miintsy fa tsy rariny, maty2 foana ny olona . Tkn ametrpialana ny minisitrin' ny filaminambahoaka

luceraza
Автор

Ary azo inona fa nareo mpanohitra ireto mihintsy no nanomana iny herisetra nandratrana sy namono olona iny vokatrin'ny fankahalana ny filoha Andry RAJOELINA, zay miezaka mampiseho fa mahavita azy ny Malagasy ary afaka miray saina tsara fa ianareo ao @ CUA sy ny ZD ary ny CRN no mbola miezaka manaratsy endrika ny fitondrana hatrany

herilalasoarandriantsoa
Автор

Inon nefa no tokony hisesefanareo eny e!nga Maty ra nipetraka Tao antrano Zao faty no hita .Maty ve ra tsy namonjy fety

ionyrodile
Автор

FANDRAISANA NY VAHINY MIDITRA AO TANANARIVO ARY TSY OMENY BE NY TANANA KO MAIKA FETINY ZAREO ISEONA MILAY MADIKA RANO NITANA ZAO DEVOLY MIJIJA NY AFAFINY TOMONATOKA

mimichrisnah
Автор

Mahatsaratsara mints maheno ty présentatrice ty manentana ny vaovao

tharelve
Автор

Na maty na maratra ny olon-tsotra, tsy misy fotony @radomelina izany rehefa afaka mipaozy izy any ka fitondrana kitoatoa, koa ho an’ireo foza orana hitadiavo psychiatre farany izay mahay hitsabo azy i radomelina fa gravy ny mahazo azy,

gasytezitra
Автор

ny enjehina dia efa lasa lavitra ary ny mpanenjika dia tavela afara ao ééé ireo dia tsy mifanaraka ahoana no hitsenana ny

denisesoa
Автор

VAKINA FOTSINY ZAZA TSY MISY PIHAY RATSY TAIZA

mimichrisnah
Автор

Faly ery ny mpanakiana rtaha misy loza na accident eto amin'ny firenena; faly hoy aho ny hanakiana ny fitondrana sy hanaratsy ny mpitondra amin'ny zavatra tokony tsy misy idirany. Kanefa iny dia accident otran'ny accident rehetra fa ny marina dia maro loatra ny olona ka sarotra loatra ny mifehy azy ireo.

randrianatrehanarado
Автор

@zay le vahoka Majinika no betsaka voha, tia raha nareo

ionyrodile
Автор

Tonga indray ity ny CENI hangalatra, nahaona no miresaka sahady fifidianana nefa ny solombava-mbahoaka aza tsy vita? Izany dia mampiseho fa tsy misy fotony @CENI ny malagasy fa ny fanderana azy hifidy, izay ihany no ilainy satria ahazahoany vola be io! Tsy vanona, tsy mataho-tody ary antenaina fa izany dia hiantra @aminy sy ny taranany faramandimby!

gasytezitra
Автор

FANADIHADINA MOMBAN'ILAY LOZA OMALY : ireto avy ny fidirana ao Mahamasina : Tribune centrale misy vavahady be, CBT misy vavahady, Terrains de tennis misy vavahady, eo amin'ny fanintsinin'ny LaSainte misy vavahady, eo @ gymnase couvert misy vavahady, eo @ kianjan'ny kanto misy vavahady, eo @ palais des sports misy vavahady, eo @ fanintsin'i Gerb'Or misy vavahady, eo @ paddock misy vavahad kely dia misy vavahady be. Aiza daholo ny lakilean'ireo? any am-paosin'ny OSY mpiasan;ny CUA.

bilakely
Автор

Adala2 reo e.
Ahita oa isika fa vao 6 mois zay

luceraza
Автор

Misaotra Atoa Tabera ( CERN ). Aiza i Ravalomanana, efa mandry ve ny rehetra ( Accord Rajoelina-Ravalomanana ). Efa nolazaiko ianareo faha io Rangaha io dia tsy azo antoka mihitsy.

ngedabe
join shbcf.ru