Niu Raza - Gasikarako (prod. by Teints Record) (My Story Visualizer)

preview_player
Показать описание
“Immigrant” is Niu Raza’s second body of work! Navigating between traditional and modern music! She hopes you will enjoy musically traveling to her memories of Madagascar.

A body of work co-produced with Nathan Gabri, alongside with Anja Mitsiky on the art work! Featuring one of Madagascar's favorite, Denise!

This video was edited by Makers The Studio

Gasikarako Lyrics:
Na aiza na nisy
Eny na aiza na nisy ahy
Sa tsy mbola tsy nanadino anao

Na aiza na misy
Eny na aiza na misy ahy
Sa tsy mbola tsy manadino anao

Na aiza na misy
Eny na aiza na misy ahy
Sa tsy te mba hanadino anao

Eny na andeha lavitra ity tongotro
Oh Na maro ireo tany nolavako

Tsy mba misy toa an’ i Gasikarako

Fa tsy ataloko
Ny ahy tsy mba foiko

Eny na andeha lavitra ity tongotro
Oh Na maro ireo tany nolavako

Tsy mba misy toa an’ i Gasikarako

Follow Niu Raza:

#NiuRaza #Immigrant
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Misaotra anao mitazona izay maha malagasy anao izay ka mizara azy aminay sy eran-tany. Fitiavana be koa no atolotray ho anao.

rakotosonmevazara
Автор

🥰🥰😍 ce sentiment d'appartennance. ❤❤❤❤

andofanantenanarabemanan-meih
Автор

tena tsara akia ny Madagasikara antsika ah. 😍💕

toniasylviarakotondraibe
Автор

Misaotra betsaka ré fa de mahafinaritra❤

mariellemood
Автор

Mahafinaritra lay fizarana zoky malala a❤

danielanarisoa