Niu Raza - Tsy Irery (Official Visualizer)

preview_player
Показать описание
“Immigrant” is Niu Raza’s second body of work! Navigating between traditional and modern music! She hopes you will enjoy musically traveling to her memories of Madagascar.

A body of work co-produced with Nathan Gabri, alongside with Anja Mitsiky on the art work! Featuring one of Madagascar's favorite, Denise!

Follow Niu Raza:

Lyrics:
Raha misy ny manjo
Ianao marary fo
Rehefa ianao mitomany
Antsoy aho

Raha toa solafaka
Rehefa ianao te hiresaka
Fa Izay no ma namana
Antsoy aho

Namako o
Hainao fa Zah tsy manary
Na mitomany na faly
Eto aho

Havako o
Hainao fa Zah tsy manary
Na mitomany na faly
Eto aho

Tsarovy fa Ianao tsy irery
Ianao irery
Tsarovy fa ianao tsy irery
Ianao irery

Fa izaho eto, eto, ho eto

Raiso tanako
Ianao raha sendra lavo
Ianao Aza be ambom-po
Antsoy aho

Lazao ahy Raha marary
Ambarao ny tsy mety
Eto aho hanambitamby
Antsoy

Namako o
Hainao fa Zah tsy manary
Na mitomany na faly
Eto aho

Havako o
Hainao fa Zah tsy manary
Na mitomany na faly
Eto aho

Tsarovy fa Ianao tsy irery
Ianao irery
Tsarovy fa ianao tsy irery
Ianao irery

Fa izaho eto, eto, ho eto

#NiuRaza #Immigrant
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

A very good song to dedicate to our friends ... Thank you Niu Raza

NyFitiaRandriamanantena
Автор

Ela nendrasako an'ito hira ito extrait ihany no heno tamizan, tena tsara ❤

rakotoalbertvalencia
Автор

It's been a while I was waiting for this song ❤

mastersafid
Автор

<3

Sad, tsy nahatratra billet pour le 9 :/

rohamaralijaona
Автор

Ity morceau tiako indrindra tamin'ilay ablum vaovao

mamyraoby