IKALASOA ROSSY

preview_player
Показать описание
Dispo sur:
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

NY ANDININY FAHATELO TENA TOKONY ATAO FILAMATRA HO ANY GASY REHETRA FA MANDONA FO BE. MERCI ROSSY, IZANY KA MALAGASY, TENA MAMELONA FITIAVAN-TANINDRAZANA MIHITSY

velomarioarthur
Автор

Latsaka ny ranomasiko aty an-tanin’olona aty 😭😭😭😭😭😭mon pays me manque bcp

devsookool
Автор

Fandevenana anilay tante ko malalako androany teto France Toulouse Cornebarrieu 😭😭😭😭💔💔💔💔💔ito hira n Rossy ito n hira fanaovambeloma azy farany mialona n nanaterana azy any am tolérant😭😭😭😭
On se verra en Au-delà ma tante Clarisse adorée 😭😭😭😭
Je t'aimerai pour toujours ❤❤❤❤❤

dorisrekevera
Автор

Chapeau Rossy a, pour moi c'est toi le plus grand chanteur de Mada

linaraholisoa
Автор

Ankehitriny nohon BAREA tena miverina ts maty atopoko zan hira zen, Gasikarako tiako ianao 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤❤❤❤

auziaauzia
Автор

Gasikara oh... mbola ho avy ilay maraina vaovao❤❤❤

manitraramiadanary
Автор

Tiako foana satria anarako Ikalasoa merci Ray aman _dreniko sy ROSSY 👍👍👍👍👍✌

jeanajeanaraba
Автор

Mandona fo be, surtout le couplet misy Gasikara🥰🥹. Tsara e

KRYSTALIATIAVINA
Автор

Rossy!!!🇲🇬🥰❤️🙏🍀sady taviny no volony !!

gabrielleamd
Автор

Zany ka hira gasy, ary tsy mankaleo ana na hihaino azy isan'andro.Merci Rossy., ❤❤ Madagasikara❤❤❤❤

jonathanahamada
Автор

Avril 2024🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 gasikara o gasikara o Mbola ho avy lay maraina vavao 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏❤️💜❤️💜💜

andykerckhove
Автор

Tiako loatra ehh, Mankasitraka Rossy 💫

haritianarabezanahary
Автор

Hafa ihan ny hiran Rossy ts mb lany manja zan fa malaza fona 😀

adelineraharimbola
Автор

ity hira ity kosa aloha tena tiko e, tsara be😍

emmarafaliarison
Автор

Cette chanson me fait penser à BAREA, ils l 'on passée à leur Hôtel pour célébrer leur victoire. Trop top

chacazoulu
Автор

Ndriiii manina any mada mihaino hira ty ai 😢😢😢😢😢 ts mankaleo mintsy mihaino azy

sandraraherinasoa
Автор

C’est mon oncle 😁 T’es trop fort tonton rossy 💪🏽❤️❤️❤️

Buakaw
Автор

Ndrii mahatsiaro an dago maheno an ity hira ity

rakotoarisonmalala
Автор

Nalaza mihitsy ity hira ity tamin'ny nivoahany, ahatsiarovana ny nianarana teny amin'ny lycée sy ireo prom rehetra tamin'izany

fidyanjaramanasoa
Автор

ALEON DRANAMANA NANAMBOATRA IKALASOA TANY AN DAFY AN! . DADA IANAO RALAHY RO..

damahschos