CHANTAL - AMIN-KAFALIANA (COVER ROSSY) Clip Officiel

preview_player
Показать описание
CHANTAL - AMIN-KAFALIANA
== ABONNEZ VOUS ==

Misaotra manokana
Rossy/sy Prodige Record/Fianakaviana/CHIC by Fabiola
Nanampy @ fanolorana ho anareo ity hira vaovao bé ity!

#amin_kafaliana
#chantal
#nouveaute_clip_2020

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tena tao anaty 1andro in7 nalefako le hira, tena tsar be, manimanin any mada za mandef azy ato
Mankasitrak aky chantal, Tafavoka be mihitsin le izy ❤️❤️❤️❤️❤️

franceen
Автор

Le bonheur de chanter avec joie.
Traduction malgache/ Ny fifaliana mihira amim-pifaliana/
Misaotra Chantal.
👌

heliosthierry
Автор

On dit que le bonheur est un rayon de soleil, est-ce vrai?

heliosthierry
Автор

Tsara be. Ary Chantal anisany vehivavy tsara jerena🥰
Taviny no volony💕

pisotl
Автор

Rossy tena efa ankafiziko, zay hira zay dia tiko manokana, nji koa mahafatifaty kely ery manao lay izy, bravo.

claraandriamiharimanana
Автор

Tsara kah na tsy hisy 31 Décembre handihizana @ soirée @ ty fa de revenay @ hira ty fona le 2021 fa maro loatra olo noentiny ty taondratsy ty ka ça tombe bien merci Chantal. Merci ny tompony ihany koa. Mirary taombaovao sambatra ho antsika aty antany lavitra aty sahady eh

nonrmms
Автор

Waw..one of the best song from Madagascar

madusy
Автор

Vraiment régna mampafalifaly zao mitandregny gira gasy sady andran'ny fety koa cv tirer bien

saidzanatany
Автор

Tsara kosa akia ny nanaovandry an ti hira ty ri Chatal, tsara be

eugenierazafimbelo
Автор

mihetsiketsika tsara ery aky fa misaotra dia bonne continuation

sahondrabarbier
Автор

Mankasitra any chantal tsara be ny hira

JuliojosoaTiananambinintsoa
Автор

J'adore elle est trop mignonne et très simple ❤

cecilerusso
Автор

Misatra anao namerina azy ee fa tsar be ❤❤❤❤

fafinarzsera
Автор

Tena tsara wriii🎉🎉🎉🎉❤❤❤ sady andihizanay ao am Zumba fôna😊😊

myriadenis
Автор

Tena ity 'ndray n tiako noho 'lay Original a😀

Harinjaka
Автор

Tsara be fa le fiankanjo sy dihy tokony naka tahaka kel tamle an Rossy gasigasy tsara, ts otrizao fandihy amnio hira io

kaajnsiwkanzna
Автор

Natsiaro 2 any am tanana zah miheno any ilay Hira

nathaliedyllard