TWOKII - HIANDRY AHO (Official Video 4K)

preview_player
Показать описание
Découvrez le nouveau clip de Twokii " Hiandry Aho "
N'oubliez pas de vous abonner et d'activer la "petite cloche".

Prod by : ZEDD
Réalisateur : Mbolatiana Rakotoarivony

Retrouvez Twokii Sur :
Tous droits réservés
© Copyright 2020
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

ka na inona ataonao efiko
na mbola sazy aza efaiko
anary anao tsy ho aiko
ra adisoko aleo jinjaiko
fa sitrampo tsy nisy nipaiko
safidy efa tato an-tsaiko
ny foko efa ny tiko eh!
ho anao re ry tiko
j'adore tes chansons
avec ta voix très mignon
respect man

homerandrianatoandro
Автор

Ndeha mba hanoratra ko za. Ny ah kosa ny feonao mintsy no tena tiko, sady misy ohatrany côté malefaka zay fona. Tena tiko. Enoko isanandro depuis l'Ile de France, hirao rehetra tiko doolyiii.❤💙💚💛💜

lilymoon
Автор

Nolalaovinao izaho tamin'izany
Ireo ditranao nozakaiko teny ihany
Nampirafy ianao fa izaho tsy namaly
Saingy tsy mba reraka aho ny nandefa teny mamy
Inoako fa tsapanao ireny
Na dia misy tsy ampy anao kely
Aza tsiny fa efa voadiko
Ny hiady ho anao aho
Averiko ombieny
Ka na mbola hitady aza ianao
Na mbola te hanala azy aza ianao
Na mbola te hanao zavatra hafa any an-kafa
Tsy quoi fa afaka miandry aho

Ka na inona ataonao hiafiko
Na mbola ho sazy aza efaiko
Ny hanary anao tsy hoaiko
Fa raha fahadisoako aleo ho jinjaiko
Fa sitrapo tsy nisy nibaiko
Safidy efa tato an-tsaiko
Ny foko efa nohidiko
Ho anao re ry tiako

Ka na ho tsilana aza ny volana
Na hilatsaka aza ny orana
Na hatsiaka tsy hay lazaina
Na hafanana mingainaina
Tsisy hahasakana ahy izany
Ny ho leo aloha tsy hisy
Fa ny ahy ianao ihany
Tsy ilaiko na dia metisse
Ka anaovako azafady
Fa izaho tsy hiala amin'azy
Hanao ahoana ny hafarany
Ireo voadiko tsy hiova izany
Fa hiady ho anao izaho hiandry
Na inon-kidona hitranga eo
Na mbola hitady aza ianao
Na mbola te hanala azy aza ianao
Na mbola te hanao zavatra hafa any an-kafa
Tsy quoi fa afaka miandry aho

mampitaiorenana
Автор

Force à toi namako one love Africa for life j te suit depuis hey namako avec Mr sayda très belles chansons, fait un feat avec lion hill vers 'à côté est ça serait cool
Ami de Guinée 🇬🇳🇲🇬👌🙏🙏🙏désormais j suis l' un de tes abonnés j suis aussi youtubeur qui parle de Madagascar dans toutes s
Mes vidéos j'essaie de faire un pont entre Madagascar et le continent

nediafrica
Автор

za vo aingana niaino anla ry twokii fa tena mlay e !!!

mialysandy
Автор

Ka anaovako azafady
Fa izaho tsy hiala amin'azy
Hanao ahoana ny hafarany
Ireo voadiko tsy hiova izany
Fa hiady ho anao izaho hiandry
Na inon-kidona hitranga eo
Na mbola hitady aza ianao
Na mbola te hanala azy aza ianao
Na mbola te hanao zavatra hafa any an-kafa
Tsy quoi fa afaka miandry aho


Tiko be, tsara be le feonao
Tohizo fa tsara, enoko isan'andro mtsni

rovaandriamasitiana
Автор

❤️❤️❤️❤️ je commence à écouter tt tes chansons... bravooo mec ❤️❤️👏👏👏

nahranarimahefa
Автор

otran oe fantatro le sipa anoloranlery anzany vazo zani miverina ao anaty refrain ny anaranle sipa milay e AMBOHIMENA bira forever e mlay eee

joro
Автор

Misaotra twokii je t'adore et j'adore beaucoup t'es musique courage 😍😍😍😍tiako bé❣️😍😍😍😍😍😍😍😘😘😘

naimaahamadi
Автор

mlay lesy e!!tohizo fona fa zay vonona ny anohana anla atram farany

chloejolie
Автор

Très belle chansons; je l Ecoute en boucle.

laliesaule
Автор

Tiko b le tee- shirt feno couleur btsk nao io Toky. Kay efa vita voady, ha !!!

lilymoon
Автор

J adore ta voix un peu cassée 👍 je suis fan💕💕💕

Grace
Автор

J'aime toutes tes musiques ainsi que les paroles je t'adore. Gabrielle Dimier .Villeneuve les Avignon.

gabrieldimier
Автор

il est au dessous du game ! il le savent ! il profitte !et ca donne sa...beaucoup trop fort

sayel
Автор

Sady. Andriaso fona les iziah. Nicol mada iany

marslovy