Clip Marion Fa io ny anay

preview_player
Показать описание
Clip by Sylvanno RATSIMANDRESY
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

zah mankafy foana eeee!!aona mo ahafaatarana hoe mety na tsy mety zavatra iray raha tsy andramana!!!zao nanao kilalaky rnb izy dia izy mamatatra oe tokony ho tohizany sa tsia.

daniellarakotoson
Автор

Fa aleoko lo zany ka, mba misy mozika henona fara faha ratsin fa lé BabyCrazyFefy tena

hafandrayscooby-doo
Автор

milay be mintsy eh, alefao ny vazo fa aleo ny mpanakiana hiteny, ilaina reny hanatsarana ny vazo manaraka eh, io ny anay eh

tokiharisoaramanankasina
Автор

Tiko b ty vazo ty! Merciiii..toizo f mlaiiii

raharinosysissy
Автор

Mankafy anao zaho Marion satria vazo tsara ary nadia maro ny mpanaratsy ilay hira tsihitako ny hantsany 😘😘😘😘🙋🙋🙋fa io ny anayy

estelaelina
Автор

aleo iteny ze iteny fa mlay rangà, Io ny anay e!

naingrand
Автор

ko tsy aleo ve malagasy samy malagasy no mifangalatahaka amizay miaraka malaza erantany e, toy izay hangalatahaka vaza de eto antanana ihany no malaza e, hihomehezan'ny vazaha fotsiny avy eo, satria tsy ho vazaha rahoviana mintsy!ny tsara ko anie no fankatahaka fa tsy ny ratsy e, ok daholo foana ny malagasy ry zareo a

herifenosoaandrianaivo
Автор

Zay no maha malagasy ny malagasy fa hoany ireo mpanaratsy any ilay hira fa ahoana moa ahezana mety sy ny tsy mety zaho mankafy hatraminy farany

amilioomarnuell
Автор

milay ry marion a! le fanandratana ny maha malagasy  tena no tena antony ankafizako azy! mankasitraka ranga a! de tohizo foana eh! aza kivy @ ataony mpanedrika fa korazy foana eh!

harilivaralaimazava
Автор

tohizo fa zay mkiffff foan e, , , mlay, , , , alatsao amzay :)

zoralison
Автор

Marion à ilay marion taloha dia tena tsara fa ty kosa???.Mahatokisa tena fa aza mihazakazaka am tsenan hafa fa ts zay nitiavan mpakafy anao anao.te hanao mihoatra sy miavaka dia lasa mapme.

ravelojaonahanitriniala
Автор

milay fa tohiz eh gasy fon tsik eh, ref famadihana zao zany vo tena malaza hi hi

sihanoukravel
Автор

hahahah otrany we maheno barinjaka ah aa.

mercimee
Автор

sur mintsy letsy bandy a!!!! milay e!!!

rakotosoneric
Автор

mlay ranga a! tsara le inspiraka vao² ...

barydidi
Автор

zay mankafy fôna e tsara ka, mba misy karazany ke hira e, le tonony ko tena metye marina zany misaotra

mousentarkt
Автор

tiako be lay horonana indrindra indrindra....

Rondro_Volantsoa
Автор

o ry mpanakiana    raha mahay mba  manaovaka fa aza faly mikiritika fotsiny  izay ilay mentalite gasy       izaho kosa aloha dia tena mankasitra      tsara fa tohizo marion an

ceciliarobyn
Автор

ts napohiziko ee!! kivy ian a! fa tsara ilay étude fa tsis toniny mihintsy ilay hira!! sa zay ilay hoe Kilalaka? 

soatahinarazafinjato
Автор

MAHITA AN'I BARINJAKA MALAZA NDRAY D TE HO clip maka tahaka an "BAILANDO" AN ENRIQUE de mieky mintsy ah euh!

onymahefa