filmov
tv
Mianatra Misintaka - Mahaleo

Показать описание
Artistes: Mahaleo
Album: Madagascar
Genre: Folk, World & Country
Sortie: 1976
song list:
1. Ravorondreo
2. Ianao
3. Vololona
4. Adin-Tsaina
5. Veoma Ry Fahazazana
6. Mpamita
7. Rainivoanjo
8. Mianatra Misintaka
9. Nenina
10. Andro Ririnina
11. Floara
12. Vaonala
Maika iny ianao hisonia bokim-panjakana
Anefa toa tsy andry ny andro azo hialana
Eny efa izany angamba no niombonana
Ô ralalalala ô, (2)
Nahatsiaro nangitsy ka nitady hafanana
Izay naleha rehetra anefa tsy nahitana
Eny efa sitrakao ny namitaka
Ô ralalalala ô, (2)
Nahatsiaro resy izay vao nahita ny ngidiny
Ka nisotro sy nirediredy tsy fidiny
Eny efa sitrakao ny nisitaka
Ô ralalalala ô, (2)
Toa tatsambo irery nilaozan-tsakaiza
Ka na tafita aza anefa mba ho hatraiza
Eny efa saro tra ny lalana
Ô ralalalala ô, (2)
Album: Madagascar
Genre: Folk, World & Country
Sortie: 1976
song list:
1. Ravorondreo
2. Ianao
3. Vololona
4. Adin-Tsaina
5. Veoma Ry Fahazazana
6. Mpamita
7. Rainivoanjo
8. Mianatra Misintaka
9. Nenina
10. Andro Ririnina
11. Floara
12. Vaonala
Maika iny ianao hisonia bokim-panjakana
Anefa toa tsy andry ny andro azo hialana
Eny efa izany angamba no niombonana
Ô ralalalala ô, (2)
Nahatsiaro nangitsy ka nitady hafanana
Izay naleha rehetra anefa tsy nahitana
Eny efa sitrakao ny namitaka
Ô ralalalala ô, (2)
Nahatsiaro resy izay vao nahita ny ngidiny
Ka nisotro sy nirediredy tsy fidiny
Eny efa sitrakao ny nisitaka
Ô ralalalala ô, (2)
Toa tatsambo irery nilaozan-tsakaiza
Ka na tafita aza anefa mba ho hatraiza
Eny efa saro tra ny lalana
Ô ralalalala ô, (2)