Rakoto Frah - Rehefa maty aho

preview_player
Показать описание

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

mba tandrineso iani generation..apitao mba o legende

zitadonatien
Автор

Indrisy, mahalasa vinany Ty hira Ty, misaotra tompoko, manina aty tany lavitra aty. Madagasikara mamiko ❤❤, tsy hadinoko am-poko ato

embonatany
Автор

à chaque fois que j'écoute cette chanson, j'ai envie de pleurer, repose en paix mon père, tu es pour toujours dans mon cœur, papa

JeanRakotondrasoa
Автор

2024 mbola mankafia hatrany🥰🥰🥰

Mandriam-piadanana Mamako 🙏🙏🙏

heryghr
Автор

Tsy maty aho akory fa mbola matory ...😞😞 mandria ampiadanana totome malalako

fanjanolivafanomezanantena
Автор

Cette chanson va chercher notre âme au fond de nous même ! Poème de Jasmina Ratsimiseta ! c'est divin !

kolitsyrandria
Автор

Chaque fois que j'entends cette magnifique chanson, j'ai envie de pleurer...

thierrylaugier
Автор

Malahelo papa kou ahy zany. 7 taona lasa zay...paix à ton âme merci pour tout.

rinaraza
Автор

C'est une chanson magnifique pleines d'émotions !

aliceravoahangy
Автор

Ndriii 😢 Mandria am-piadanana zany dadako sy zandriko zany 🤍 Ato am-poko foana

anjamaharomalalararivoson
Автор

et dire que je commence à écouter ça en boucle🥺🫶🏻

Aina_Chantinah
Автор

mpivahiny marina isika eto an-tany, mampalahelo ahy ity hira ity

manampanahyhajaniaina
Автор

Dada Malalako. Any ianao Zay, Sambatra sy lavitry ny aretina anilan'ilay Mpahary .🥺🥺❤️

andonirinajohannas-whtm
Автор

😢hira ty tsy zaka, hoandry ampiadanana ireo fanahy ny havatsiana efa lasa

andriamalyaimeejacqueline
Автор

Ndriii... Any zay ilay reniko tena tiako...

rajaoharivonytwavn
Автор

October 2024, tena hoe izany ny atao kanto Malagasy izay tsy ho voafafa na oviana na ovina

UDS_Utmost_Driving_Simulator
Автор

All memories for the person I love, I'll never forget every moment with you

NomenaRavalison
Автор

Any izay i Dada sy Mama ary zandry lahy mandriam-piadanana ianareo

spdgige
Автор

Que ton ame repose en paix dadako tiako tsy foiko

clemenceraherinirina
Автор

Mahatsiaro Dada sy mama
Ato ampoko foana ny anatrareo 😢

jeanericrakotondrasoa