filmov
tv
Raha tsy miaritra ny fahoriana isika Sal 114

Показать описание
Raha tsy miaritra ny fahoriana isika,
Dia tsy hiditra ny fanjakan'Andriamanitra. (Asa 14, 21)
(Sal. 114)
1 - Tiako ny Tompo satria
Nihaino ny antsoko nihanta Taminy !
Tiako ny Tompo satria
Tsy mba nanentsin-tadîny
Tamin'ny andro rehetra niantsoako ny vonjiny,
Tiako ê ny Tompo.
2 - Saron'ny haizina ny aiko,
Latsaka am-bovon'ny fahafatesana !
Tojo an'ireo fahoriana,
Velona ny tebiteby :
Indro aho nitady ny Tompo niantso ny Anarany,
Tiako ê ny Tompo.
3 - Tompo ô, vonjeo re 'ty zaho !
Ny Tompo miantra sy tena marina :
Izy mangoraka antsika,
Aron'ireo olon-tsotra :
Fony aho nalemy dia indro fa nohatanjahiny.
Tiako ê ny Tompo.
4 - Aoka hatoky, ry Aiko,
F'ianao tian'ny Tompo ka he hasoaviny !
Izy manafaka anao, velona tsy mba ho faty :
Tsy mba tomany na mifendrofendro ny masoko,
Tiako ê ny Tompo.
5 - Entiny aho mba hamindra,
Tsy ho tafintohina eo anatrehany,
Roso fa velona indray ! Tiako Andriamanitra Raiko :
Zanany namonjy ahy, nanome ny Fanahiny,
Tiako ê ny Tompo.
Dia tsy hiditra ny fanjakan'Andriamanitra. (Asa 14, 21)
(Sal. 114)
1 - Tiako ny Tompo satria
Nihaino ny antsoko nihanta Taminy !
Tiako ny Tompo satria
Tsy mba nanentsin-tadîny
Tamin'ny andro rehetra niantsoako ny vonjiny,
Tiako ê ny Tompo.
2 - Saron'ny haizina ny aiko,
Latsaka am-bovon'ny fahafatesana !
Tojo an'ireo fahoriana,
Velona ny tebiteby :
Indro aho nitady ny Tompo niantso ny Anarany,
Tiako ê ny Tompo.
3 - Tompo ô, vonjeo re 'ty zaho !
Ny Tompo miantra sy tena marina :
Izy mangoraka antsika,
Aron'ireo olon-tsotra :
Fony aho nalemy dia indro fa nohatanjahiny.
Tiako ê ny Tompo.
4 - Aoka hatoky, ry Aiko,
F'ianao tian'ny Tompo ka he hasoaviny !
Izy manafaka anao, velona tsy mba ho faty :
Tsy mba tomany na mifendrofendro ny masoko,
Tiako ê ny Tompo.
5 - Entiny aho mba hamindra,
Tsy ho tafintohina eo anatrehany,
Roso fa velona indray ! Tiako Andriamanitra Raiko :
Zanany namonjy ahy, nanome ny Fanahiny,
Tiako ê ny Tompo.
Raha tsy miaritra ny fahoriana isika Sal 114
Raha mibanjina ny lanitrao aho, ry Tompo_Hira Katolika Malagasy
CLIP RAHA TSY EO IANAO
Souffrir pour Christ - Miaritra fahoriana noho i Kristy_24 fév 2019_Arnold
WAGGGS Global Advocacy Champions @ CSW67
famerenan-kira: Tsy misalasala miantso anao hoe Rainay (tsy ofisialy)
Henri Rahaingoson. VELOMA RAMIKA 27 10 2015
NY LAKROA MASINA
'REO TSY MAHALALA ANAO/EKAR Fanahy Masina Analamahitsy
Razantsika Hendry
IREO ANDRO SISA
' Ny endrikao '
Raha sitrakao
ARI IRA Manantena foana
Wendy Cathalina & Fayonne Armada - Miasà (Clip Officiel 2022)
Erick Manana - Tsy ferana VLEXTRAIT
Ny fonay madio
HERIHAJA Misaotra Tompo HD
Mbola Miandry - Lija
Mitsangana ka banjino Odam
Tsy hitsahatra hisaotra
2FM Jeso no tsy mandao
TPPM Janoary 2022: Manabe ho an'ny firahalahiana
Vohipeno fenerive Est ,Tamatave
Комментарии