Rak Roots - Kely sisa [Lyrics Video]

preview_player
Показать описание
Tononkalo nosoratan'i Rak Roots mitondra ny lohateny hoe Kely Sisa
Background Music:
White Cherry - Melancholy
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

😥😥😥😥😭😭😭
Ho antsika rehetra izay tojo olana na mandalo olana mafy tsy zaka tahak'izao Dia zao no hafatro oe, misy Jesosy miandry anao, ilay mpanavotra sy specialiste @ famahana olana sarobahana ao, miandry anao hanao 1er pas hanokatra ny fonao sy hampandroso Azy Dia ho entiny ny zioganao.
Matokia Azy fa tsy nisy tsy nentiny teo @ hazofijaliana izay karazana fahoriana rehetra mety miseho ety a tany.
Mahereza 💪💪💪

voulalemaine
Автор

Tena zany mitsy...mangatsiaka ny any soroka hitomaniana....tsy maninona Aho fa vizana fotsiny ....🥺🥺 Tsiaro sisa 🥺🥺

hasinaceea
Автор

...Lazao izay tena Olana, manampy ny hafa foana elah nefa Nen'lah Toa Tsy misi Vaha'olana😳 😍

Zandry ah, Ao Fa keli sisa ! 🎶👏

Tsara beuh

fansnoa
Автор

Ao fa kely sisa, ..dia tsy niandrinao mintsy ilay kely sisa, ..ee velomaa eee, ..mandria am_piadanana🙏😭😭

menjamenjanahary
Автор

Tiko lotra le hira, de tena misy olona mety tonjo sarotra zao any eh.
Courage be fona nareo, "Kely sisa"

penguin
Автор

Lazao izay tena Olana, manampy ny hafa foana elah nefa Nen'lah Toa Tsy misi Vaha'olana😳 😍

Zandry ah, Ao Fa keli sisa ! 🎶👏 RIP LESY E

tsilavictorien
Автор

Latsaka ranomasoko.everiko za rery mresaka amna isak alina oe za iany ny zokiko.ny olana ny olona hafa voavaha fa nena za iany ny mtady vahaolana. engane enao haka aina any amin'ny misy anao.tsapako bee😭

mireillerandrianjafy
Автор

Ho fatin'ny ranomaso aho. Merci lesy

razakasoanandraina
Автор

Le feona onduleur maneno no tena mapatahotra, tena kely marina sisa d ...

Noum
Автор

Miara Ory Dia miara faly. Kely sisa. Mankasitraka 😘

nirinaramangasalama
Автор

Repose en paix Loïc 😭 Mino ah fa efa sambatra enao, tu restera toujours dans nos coeurs!

ashleynomenjanahary
Автор

1 years since u gone😢💔 ao fa kely sisa, misaotra fa tena mamy sady feno anatra ❤

tafitachangpentive
Автор

Tena grave be, eny marina zany misy mijaly toa anialahy koa lwisy baina fa courage foana

rasanjimananarichard
Автор

Kely sisa 😭 09/01/2023 😭😭, MBA misy mijery ve ela, ihidy antrano miaraka aminy maso manganoano 😭😭, miady aloa vao resy 💪✊

rasoloarisonadrianonyandar
Автор

Fiainako mihitsy izy ity, enganie ka kely sisa tokoa

herilanjanirinaramamonjiso
Автор

A tout ceux qui traversent des moments difficiles, qui se sentent perdu et seul, soyez fort, ce n’est que temporaire

mioranantenainaandrianatoa
Автор

😭💔 tena kely tokoa ny sisa . any an-danitra ndray mihaona 😭💔💔

fevrika
Автор

misaotra less🥲🥲🥲mino aho fa efa any paradisa ela zay

tojozafimahery
Автор

zao lty elah lasa, zay le lalam piainana, malahelo ihany ny tena, veloma lesy eh

diaryantenaina
Автор

Je suis vraiment triste, il aide toujours les autres tu me manques beaucoup loïc 😭😭😭

tokyhenintsoaratsizafy
visit shbcf.ru