AGRAD - DIOVY ( Officiel vidéo 4K )

preview_player
Показать описание
Diovy , nouveau single d ' Agrad , Realisé par WELL DONE
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Mlay ranga le vazo, za agrad fôna forever 🤩🥰

TefySamuelson
Автор

Tena hoe, 🤩 tena satriko foana hiaino na amin'ny firy na amin'ny firy, n'aiza n'aiza. TSARA LOATRA E....tsy hitako intsony izay ambara fa raha nisy tena mbola ambony nohon'ny TIAKO LOATRA dia izay no IZY. Merci rangah AGRAD a,

fetraniainamanuelrakotondr
Автор

Classe de 6 ème tany ho any dia efa mpiondana be, zao efa 4 ème année mbola eto foana mikifa anzay zik mivaoka! Respect Agrad! 🤜🏾

fifalianarakotoarisoa
Автор

Ao tsara lesy Sitraka ah 🔥❤️ Et de plus, personne n’est parfait parce qu’on commet toujours des erreurs dans la vie ⚡️ Ce qu’Agrad reflète dans la chanson c’est qu’il n’est jamais trop tard pour changer quand tu te sens éloigné ou isolé 💊 Le plus important, c’est qu’on choisit le bon chemin malgré les difficultés rencontrées et les doutes ✊🏾🔥

royysantatra
Автор

Tsy mbola nisy halako atrety letsy, ary miavaka lalandava eeee. Mlay eeee🤜🏻

TahinaVelomanana-bcer
Автор

Belle chanson, belles paroles, avec la belle voix des choristes ❤❤❤❤

stephaniemadjide-nfno
Автор

Mbola tsy nandiso fanatenana hatreto, merci Agrad

Tsykivy
Автор

Tena satrikiko fona miaino anle hira, , Tena Tsara laotra eh, mankasitra Agrad an🙏🙏🙏

JocelyneRafanomezantsoa-oh
Автор

Tena hoeeee
mankasitraka anareo mtsam eh. Reveko fotsn tsotra zao le vazo❤😊

Tahvenchi
Автор

Milay rangah ah, milay eh, nenah ilay toetsaina mamorona hira mihintsy no tiako tsy manadino a 'Andriamanitra mihintsy rehefa avy nahazo Succès, dia aza manahy fa vao miakatra io raAgrad ah,

Peace

henikafitiavanarazakaharis
Автор

Makasitraka
Tsara Lotra na averina final aza tsy Leo mihintsy

VeroniqueShaymon
Автор

Miankina amin'ny fomba fijeriko " varavarana manokatra any ivelany...
Traduction malgache/ Selon mon point de vue " une porte s'ouvre en dehors..
Diovy a plusieurs significations ...
C'est ardu de traduire, les traductions malgaches sont d'une catégorie de plusieurs provinces

heliosthierry