AGRAD - AHIAHY ( Clip officiel 2022 ) [ MADAGHOST PRODUCTION ]

preview_player
Показать описание
Madaghost Production
YS Entertainment
S6 - JYZ
TRICIA OFFICIEL
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Je suis emue par cette chanson. Tellement creatif. J'avoue que qu'il a du talent Agrad. Je tire mon chapeau ❤❤❤

saniharycandy-qmto
Автор

Tena resakaresaka fa Tena tiako ity hiranao ity
Ilay Cherie koa grave be amin'ilay feo, tena eno mandona mihintsy
émotions, Merci lesy ralah a, Tohizo hatrany fa tena mafinaritra les e
Bisous be amin'ilay sipa e

thierryfanambinantsoa
Автор

Tsara loatra 🥺 Ny feon'ilay zaza koa aloha aaanh 😭🥰❤️😍 Mangoritsina be 'zay mihaino azy ❤️❤️❤️🌸 Tena hoe tsara loatra ny feondrie 🥰

andorandrianarisoa
Автор

I Agrad no nitiavako Rap zany!agnaty fo🔥🇲🇬.Toujours Top 👍🏼

raza
Автор

Sure sure... mlay le vazo !!!le clip ko top
👏👏

onontsoaratiarinalina
Автор

Tsara be de la melodie jusqu'au lyrics GG Be Agrad tjr au top

Bandookay
Автор

tsy izany mantsy ho aho fa maro ireo nilokaloka tsy naharitra aman-taona akory dia efa nandamoka 💯👊

ambinintsoaharimananarakot
Автор

en boucle mihitsy, milay rangah, mankasitraka e

mihafidele
Автор

L'un des rappeur qui m'as fait aimé le rap 🎉🎉❤💪💪🫶

TatyanaRandria
Автор

Tena hoe chapeaux 🤩. En plus tsara feo be ilay sipa 😍. [PS: merci à D de m'avoir conseillé la chanson]

stephanandrianirina
Автор

bravo agrd merci beaucoup za fan la jusqu'à farany

clarvelanicetrandriamihaja
Автор

Mankasitraka Agrad 👊👊, toujours au top. 👍👍

fanirynicolas
Автор

Tena tiko loatra ity hatra@ zao aza😍mankasitraka agrad a

dimbiniainaodilonfidelis
Автор

Ze mba rappeur haut plateau tiko, mafinaritra b Agrad

manohisoaguyaimar
Автор

mlay daholo lesy ny vazo nlah depuis 2020 no reveko

franckkingratianasoa
Автор

Tsara foana ! Na le clip sy ilay collaboration

derarazakarafenomanana
Автор

Beaucoup d'émotions avec cette chanson, j'adore ❤

KeliiAndria
Автор

Trop réelle cette chanson, ça donne des frissons

danielyse
Автор

Respect bro makasitraka aminy asa soratra rehetra 💯🔥

NantenainaBlackman
Автор

Le feuuuu🔥🔥🔥🔥🔥🔥 la collaboration avec madaghost ça faisait longtemps!! C'est magnifique!!

annayang
welcome to shbcf.ru