filmov
tv
Vaonala - Mahaleo

Показать описание
Artistes: Mahaleo
Album: Madagascar
Genre: Folk, World & Country
Sortie: 1976
song list:
1. Ravorondreo
2. Ianao
3. Vololona
4. Adin-Tsaina
5. Veoma Ry Fahazazana
6. Mpamita
7. Rainivoanjo
8. Mianatra Misintaka
9. Nenina
10. Andro Ririnina
11. Floara
12. Vaonala
Eh Vaonala e !
Tsa mba hitako ny atao a !
E Vaonala e !
Tsa mba hitako ny atao a !
Tsy mbola tany an-dafy aho
Tsa nanao dia matso a !
Tsy hazan’ny parasy aho
Ka nanao dia ratsy a !
Eh Vaonala e !
Tsa mba hitako ny atao a !
E Vaonala e !
Tsa mba hitako ny atao a !
Hataony fa ho avy e !
Fa pare paiso a !
Hataony fa ho avy e !
Fa pare fetsy a !
Eh Vaonala e !
Tsa mba hitako ny atao a !
E Vaonala e !
Tsa mba hitako ny atao a !
Antsipika roa fiaratse
Iroky maranitsa, mifilofilo a !
Isika roa va moa tsy hiaraka
Iroky izany mampifilafila
Eh Vaonala e !
Tsa mba hitako ny atao a !
E Vaonala e !
Tsa mba hitako ny atao a !
Album: Madagascar
Genre: Folk, World & Country
Sortie: 1976
song list:
1. Ravorondreo
2. Ianao
3. Vololona
4. Adin-Tsaina
5. Veoma Ry Fahazazana
6. Mpamita
7. Rainivoanjo
8. Mianatra Misintaka
9. Nenina
10. Andro Ririnina
11. Floara
12. Vaonala
Eh Vaonala e !
Tsa mba hitako ny atao a !
E Vaonala e !
Tsa mba hitako ny atao a !
Tsy mbola tany an-dafy aho
Tsa nanao dia matso a !
Tsy hazan’ny parasy aho
Ka nanao dia ratsy a !
Eh Vaonala e !
Tsa mba hitako ny atao a !
E Vaonala e !
Tsa mba hitako ny atao a !
Hataony fa ho avy e !
Fa pare paiso a !
Hataony fa ho avy e !
Fa pare fetsy a !
Eh Vaonala e !
Tsa mba hitako ny atao a !
E Vaonala e !
Tsa mba hitako ny atao a !
Antsipika roa fiaratse
Iroky maranitsa, mifilofilo a !
Isika roa va moa tsy hiaraka
Iroky izany mampifilafila
Eh Vaonala e !
Tsa mba hitako ny atao a !
E Vaonala e !
Tsa mba hitako ny atao a !