fakitera LEVELO (lyrics)

preview_player
Показать описание
TONONKIRA

Tsy hitako nandalo intsony izy e!
Bozaka maina an-davenona ô
Aloka matahotr’andro sisa e
Fa maty any ho any a lay fakiteranay e!

Dia foana sy nangina tsisy tabataba tetsy am-bavahady e!
Mpitsena lasa nody a!
Mpizara taratasy ambony sikileta fakitera maty a!


Ireo voromanga nanatona ny ala
F’izy kosa lasa any ankoatra paradisa e!
Ambany dongotany varavaram-bato asiana voninkazo a!

Fakitera nandimby fakitera
Nizara taratasy ihany
Fa saingy ferapara!

Lasa tsy hanao ombay làlana izy e!
Dify tsy hamangy tanàna ô
Doroky ny ankason-tany izy e
Tandindona sisa raha toa ka mandalo a!

Fa folaka an-dantony efatra ambi-telo fakiteranay
Nangina nangina
Nangina tsy niteny fa ambiroa no maty feon’avelo tsisy a!

Fa tanam-bokovoko vazy tanimanga marika najoro
Fa nisy fakitera teto
Sakaizan’ireo tary sy mpifankatia nisara-toerana ela

Nofo moa k’hisy fiafarany e
Hody vovoka ho tany
Raha tonga ny fotoana
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Efa tam 1984 no haiko be zany "LEVELO" zany ny tantarany ; ny fiaviny en paix Zoky be a !

rakotohaingo
Автор

Mahafinaritra ity hira ity, ahatsiarovako ilay namako tao manalalondo e!!!! Mankasitraka e

simonlaisabotsy
Автор

Misy fanahy loatra ity hira ito, tena voatantara mazava tsara ilay hira!

ramanandraibeiandiniaina
Автор

Izany ka hira
Tena miteny ny tononkira
Tsara Kanto loatra ❤

tiavinazamakoloina
Автор

"nofo moa k'hisy fiafarany, hody vovoka ho tany, raha tonga ny fotoana".
Lalam-piainana nataon'i Levelo hira ho antsika🙏🙏

heryrazafimandimby
Автор

mampilatsaka ranomaso ity hira ity isaky ny reko, ohatran' ny hitako mivantana ilay tantara

miarylemi
Автор

Description

fakitera LEVELO
TONONKIRA

Tsy hitako nandalo intsony izy e!
Bozaka maina an-davenona ô
Aloka matahotr’andro sisa e
Fa maty any ho any a lay fakiteranay e!

Dia foana sy nangina tsisy tabataba tetsy am-bavahady e!
Mpitsena lasa nody a!
Mpizara taratasy ambony sikileta fakitera maty a!


Ireo voromanga nanatona ny ala
F’izy kosa lasa any ankoatra paradisa e!
Ambany dongotany varavaram-bato asiana voninkazo a!

Fakitera nandimby fakitera
Nizara taratasy ihany
Fa saingy ferapara!

Lasa tsy hanao ombay làlana izy e!
Dify tsy hamangy tanàna ô
Doroky ny ankason-tany izy e
Tandindona sisa raha toa ka mandalo a!

Fa folaka an-dantony efatra ambi-telo fakiteranay
Nangina nangina
Nangina tsy niteny fa ambiroa no maty feon’avelo tsisy a!

Fa tanam-bokovoko vazy tanimanga marika najoro
Fa nisy fakitera teto
Sakaizan’ireo tary sy mpifankatia nisara-toerana ela

Nofo moa k’hisy fiafarany e
Hody vovoka ho tany
Raha tonga ny fotoana

jedidiatambara
Автор

Repose en paix Valisoa💔 tes amis qui te manquent 💔
Doris et Guy 😭

CerclePositif
Автор

misaotra fa tena efa ela no nitadiavako an'ity hira ity fa tiako loatra, miaina ery!!

mandimbiarisoarina
Автор

Mety hoe nisy tamin'ny fiainana?😢

mejarakotoarisoa
Автор

misy version cover izay koa izy ty fa tsy mety hitako

razafimahatratragino