Telo Fangady :: Gasikara (Lyrics)

preview_player
Показать описание
Mon pays que j'aime :: Madagascar
Abonnez-vous pour plus de Musique et de Lyrics
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Iza no mbola mihaino??2020
Mahereza Daoly izay lavitra ny tanindrazana! Vive Madagascar 🇲🇬❤😭😭😭😭

marineprincess
Автор

Mamiko inao Gasikarako❤ izato nihaminao ry Gasinarako❤ na zazakely ato anatinao mahalala❤ ny faha tsaranao, manamporofo izany manerany zao tontolo zao nefa ireo manampahefana sy pitondranao 😢 manao tsinontsinona ny fisianao 💔 GASIKARA mamiko ianao❤❤❤

alicialuc-mr
Автор

😭😭mampirotsaka ny ranomaso😭, tiko loatra❤❤❤❤

taminjanaharyarilanto
Автор

Efa 2024 izao, . Mbola misy mihaino ve any ?

Ainagabriel
Автор

Ndriih aty an tanin ' olona ny tena no mihaino azy tena mampanembona be anao ry gasikarako mahalatsaka ranomaso !!❤❤❤😢

TahinaAugustinRazafimahatratra
Автор

Latsaka NY ranomasoko 😭😭😭🇲🇬🇲🇬 Gasikarako oh na Dia lavitra azy NY elanelany any sy NY aty antenaiko fa mbola ho hiona ihany isika 🇲🇬🇲🇬🙏🙏

ainajawad
Автор

J’en n’est des frissons j’ai demandé à ma Neny de me traduire cette magnifique chanson🇲🇬🇲🇬 🇲🇬❤️❤️❤️❤️❤️😢😢

emilie
Автор

Tanaty Metro aho no nihaino azy de tena latsa-dranomaso irery teo, nararirary ahy ny foko😢 Toa nanontany tena aho: inona no ataoko aty antanin'olona aty? De nilaozako tokoa lay tany mamy misy ny tiako rehetra...Lay Gasikarako, lay niaviako sy mbola hiafarako.😢 Ehhhh, fitadiavana tokoa mahazaka maniraka. Mirary fahombiazana ny mpila ravinahitra rehetra. Aza hadino lay Gasikarantsika❤

inesgomez
Автор

REHEFA any ivelany aho no maheno izany hira kanto izany, dia tsy tamzna, fa te hody eo no eo. TSARA LOATRA ITY TANINTSIKA ITY TIAVO IZY, FA AZA ATAKALO NY ANY HAFA. MISZOTRS be vata TELO FANGADY aa !
❤❤❤💋💋💋

ranjajo
Автор

Efa ho 4taona zay no nadaozako anao ry gasikara malalako😍😍😍kely sisa dia ho any amin nosy tiako aho gasikara malalako 😍😍

tiakoianaoianao
Автор

Corange daholy tsika zay aty tany lavitra aiza adino tanindrazan tsika aiza atakalo ny any hafa io no Madagascar tsika mampamangy 😥😥😥😥😥❤🙋‍♀️😘😘😘

papathirisha
Автор

tiako be foana, hafa ihany madagasikara😥😥😍😍

Valistoky
Автор

Amen . Voninahitra ho an Andriamanitra, mivavaka ho anao izay namorona ty hira ty

agnesravaonindrina
Автор

Madagascar, mon pays où j'ai grandi, je t'aime et je t'aimerais toujours sans toi je suis rien, tu m'a tout donné dans la vie.
Je suis fière d'être Malagasy.

jaotomboseydouhenri
Автор

Efa ho 24 taona izay fa tsy miova ny fitiavako anao ry Tanindrazako filàna ravinahitra aty fa tsy maintsy hody foana indray andro any hafa ihany Madagasikara... tsy azo eritreretina ny lanjany hery ao anatinao tany mamy tsy mety adino sy tsy hafoy na dia lavitra aza ianao 😢😢😍❤❤

rija
Автор

Tena tsy manam paharoa ny taniko Gasikara !Na tsara andafy tsy hatakaloko ary tsy mahasolo ny tany fiaviako mamiko !misaotra nizara ato e fa mbola tena mihaino tsara izahay aty antany lavitra!

jeanbessonprosper
Автор

Efa 4 taona no nandaozako anao re ry taniko, 😔Gasikara malalako, ❤

vanilladobynantenaina
Автор

Asakasak’izay mankahala anao fa mamiko raha ianao. Misaotra ny mpanakanto sy ny mpizara. Mankasitraka é!

GagnoHoba
Автор

❤😢 malahelo Madagascar Aho zany e, 11 ans Zay tsiary tany 😢 28/04/2023 👂

volasoalechleche
Автор

😢😢😢😢.. 7ans tsy nahitana Ray-amandreny ; tsy nahitana Madagascar... marary ..tena marary

rominajaosaid